Mpivarotra Zanankazo Rehetra
46 minutes ago
Inona no manakana anao tsy hamboly café
tsy dia mila fikarakarana be izy ity famamboly azy enao izao dia ind1 isan-taona ihany no mikitika azy na hoe mikarakara azy raha te hahazo vokatra tsara amin`izy ity,atoronay anao ny fikarakarana azy
Ilay karazany tsara izy ity,ary ilay iva2 toy ny amin`ny sary fanehoana io mihintsy ,karazy
« CAFÉ ARABICA »
Zanany=2000ar
Raha misy fanontaniana na hanao commande dia afaka miditra mp na miantso avvy hatrany
034 79 787 12
Manao livraison sy mandefa faritra rehetra
