Send message
Mizara MADA
3 days ago
TE HAMPITOMBO HAINGANA NY AKOHONAO VE IANAO?
TE HIDITRA AMIN’NY SEHATRA MAMPAHOMBY KOKOA VE IANAO?
ITY FIOFANANA ITY DIA NATAO HO ANAO:
1)- Ampianarina anao ny fomba fanamboarana COUVEUSE tena mora Sady tsy mandany vola betsaka azo atao tsara any amin’ny toerana tsy misy JIRAMA. Misy ihany koa ny COUVEUSE Mila herinaratra.
2)- Ampianarina anao ny fomba fikolokoloana ny zanaka akoho mba tsy ho faty mandram-pahalehibeny.
3)- Omena toro-hevitra maro ianao mba hiarovana azy amin’ny aritina maro isan-karazany.
4)- Atoro anao ny fomba fanamboarana provandes: Akoho Gasy, manatody lava, fakana nofo, sy biby fiompy sasan-tsasany.
•Ny mpiofana rehetra dia omena DOCUMENTS sy VIDÉOS.
~Tongava mp hisoratra anarana, na hanotany misimisy kokoa.
~Saram-pisoratana anarana: 5.000AR.
Devenez expert en élevage d’oiseaux : Cours pratique !
