Sakafo Vita Malagasy

raha efa mpanao croissant pure beurre ianao dia soloina beurre aromatisé aux fines herbes et ail grillés fotsiny ilay beurre de feuilletage fanao amin’ny croissant ireny dia havalona ao anaty croissant ny jambon sy gruyère ary creamcheese double crème dia ampidirina lafaoro fotsiny,tsy sarotra satria tsy voatery hanamboatra croissant feuilleté à tour simple miampy double ianao eto fa mahavita croissant tsotra moelleux, malefaka tsara anefa satria misy an’ilay beurre no mahatonga an’izay
miamm
Bon appétit ooo

Articles recommandés

Articles mode disponibles maintenant – Prix entre 10.000 et 15.000 Ar – Conditions de vente #modebyIlontsoa

Pâte à tacos, panini et pizza : GM Food