Tous les articles par dans Tojo Rova Randrianavony

Ahoana tsara moa ilay fanaovana letchis séchés azafady ? Firy minitra anaty rano mangotraka ? Ampangotrahana miaraka amin’ny tahony sa otrany amin’io sary io dia efa mety (juste misy tahony kely fotsiny fa tsy goaka ny odiny akory) ? firy andro eo izy no

Ahoana tsara moa ilay fanaovana letchis séchés azafady ?
Firy minitra anaty rano mangotraka ? Ampangotrahana miaraka amin’ny tahony sa otrany amin’io sary io dia efa mety (juste misy tahony kely fotsiny fa tsy goaka ny odiny akory) ? firy andro eo izy no maina sy mivoaka otrany amin’io sary io ? azo tehirizina firy volana rehefa maina izy ?
Mankasitraka
(sary nindramina)

. nendasina otran’ny manao frites ilay ovy, nandrahona ny saosisy ary noritina, nalefa ny voatabia sy tongolo ary tongolo gasy (nampiana menaka kely) mba ahazoana sauce, dia nalefa tao ny ovy efa nendasina teo (frites