Direction de la Promotion de la Santé Fampahafantarana ny Tolotra Fahasalamana ho an’ny Daholobe na ny CSU (Couverture Santé Universelle) andiany voalohany, hanamarihana ny Andro manerantany ho an’ny Fahasalamana ny 07 Aprily ho avy izao. Mbola hitohy am

Direction de la Promotion de la Santé
Fampahafantarana ny Tolotra Fahasalamana ho an’ny Daholobe na ny CSU (Couverture Santé Universelle) andiany voalohany, hanamarihana ny Andro manerantany ho an’ny Fahasalamana ny 07 Aprily ho avy izao. Mbola hitohy amin’ny Alarobia 3 Aprily sy Zoma 05 Aprily 2019 ny fampahafantarana.

Acsqda Min Santé Fanentanana sy fanomezana toro-lalana isorohana ny fanapoizinana ara-tsakafo notontosain’ny ekipan’ny Ivon-toerana mpanara-maso ny kalitao ara-pahasalamana ny sakafo (ACSQDA) eo anivon’ny Ministeran’ny fahasalamana. Ireo mpivarotra hani-m

Acsqda Min Santé
Fanentanana sy fanomezana toro-lalana isorohana ny fanapoizinana ara-tsakafo notontosain’ny ekipan’ny Ivon-toerana mpanara-maso ny kalitao ara-pahasalamana ny sakafo (ACSQDA) eo anivon’ny Ministeran’ny fahasalamana.
Ireo mpivarotra hani-masaka (gargote, hotely gasy,mpivarotra sakafo mandehandeha) teto amin’ny tananan’Antananarivo Renivohitra no nantsoina ka tao amin’ny boriborin-tany voalohany, faharoa, fahatelo ,fahadimy ary faha enina no nisitraka izany. Nahatratra 1365 ny certificats d’immatriculation nozaraina maimaimpoana tamin’ireo mpivarotra tonga.
Torak’izany koa ny natao tany amin’ny Kaomina Renivohitra Toamasina ka 501 tamin’ireo mpivarotra tonga no nozaraina maimaimpoana ny certificats d’immatriculation.
Mankasitraka ny ekipa!