Fast food restaurant
Send message
Kaly-T is feeling grateful.
14 hours ago
Manao #livraison ve azafady ?
Ouiiiiiiii (frais selon toerana)
Tsy manana dispo de

Fast food restaurant
Send message
Kaly-T is feeling grateful.
14 hours ago
Manao #livraison ve azafady ?
Ouiiiiiiii (frais selon toerana)
Tsy manana dispo de
9 hours ago
Ny mpiakama rehefa #vendredi
Ataovy amin’ilay #boisson mahazatra dia aza adino ny #Tsakitsaky an !
#tsatsiou #sakafo
Te hinana #fumée fumée ve nareo nefa tsy manana ny fanaovana azy ?
Ny laforo gasy koa anie ka afaka avadika fumoir e !
Bonne #semaine indray ary ô !
3 days ago
Goûter goûter partie hono e !
Mankasitraka amin’ny fandraisana anjara !
Pain burger 30g : 600Ar/pièce (vide)
#sakafo #Ambohibao #burger
Nareo koa ve Tyh-MOFO lay vao mafana iny na amin’izao fotsiny aza ?
Indrindra fa kely mafonja toy izao an ..
#vitamalagasy #tyhboo #sakafo #painburgermaison
Yaourt pipette Yaouh :1.100Ar/pc ny gros
Lieu : Ambohibao Andranoro
Afaka manao livraison izahay raha maka maro
Inona no petit déjeuner tena ankafizinareo ?
Any ho any zao misy TYH-CROISSANT be mihitsy e ?
Mitohy hatrany ny fandraisana commande
#tyhboo #sakafo #vitamala
Nareo ko ve Tyh-CROISSANT au petit déjeuner ?
Surtout lay vao mafana iiny ilay izy an
#tyhboo #sakafo #vitamalagasy #croissant #petitdéjeuner
Nareo ko ve Tyh-CROISSANT au petit déjeuner ?
Surtout lay vao mafana iiny ilay izy an
#tyhboo #sakafo #vitamalagasy #croissant #petitdéjeuner