Sh Juju Rv Raha te hisehatra momban’ny sakafo eto Madagasikara ianao na hanao varotra sakafo dia ireto misy fampianarana sy hevitra tsara afaka arahinao. Na dia tsy mbola mahay mihintsy aza ianao fa efa amin ny teny Gasy ary misy sary mazava tsara. Hitana

Sh Juju Rv
Raha te hisehatra momban’ny sakafo eto Madagasikara ianao na hanao varotra sakafo dia ireto misy fampianarana sy hevitra tsara afaka arahinao. Na dia tsy mbola mahay mihintsy aza ianao fa efa amin ny teny Gasy ary misy sary mazava tsara.
Hitanao anaty boky PDF izay hozaraiko aminao:
VENOISERIE
PATISSERIE
SNACK REHETRA( NEM, SAMBOS, HENA BAOLINA SINOA,…
GOUTER
CHARCUTERIE
GLACE
DESSERT
SOUPE rehetra
na ramanonaka sy mofo gasy aza hitanao ao
Boky mihisa 25 ary ny boky iray misy 279pages misy sarany.
Misy bonus ho anao ra maka azy rehetre