Ravaka Diamondra Ampiasao ny Zezika Biolojika Soavokatsa fa mamerina ny taninao ho.lonaka izay simban’ny zezika simika, mampitombo ny vokatra azonao ho lasa avo 2 na 3 heny, mety @ karazamboly sy nofontany rehetra, 100% natoraly, zezika biologique certifi

Ravaka Diamondra
Ampiasao ny Zezika Biolojika Soavokatsa fa mamerina ny taninao ho.lonaka izay simban’ny zezika simika, mampitombo ny vokatra azonao ho lasa avo 2 na 3 heny, mety @ karazamboly sy nofontany rehetra, 100% natoraly, zezika biologique certifiée par Ecocert , contact 0345705520, 0320665794

98 others HAFATRA HO ANTSIKA MPAMBOLY (VARY) REHETRA ATY AFOVOAN-TANY (sy manerana ny Nosy ihany koa) : I – MAMOKARA VARY IN-2 ISATAONA RAHA MAHATRATRA sy mbola AZO ATAO fa ny fambolena indray mandeha isa-taona dia isany mampahantra antsika tantsaha

98 others
HAFATRA HO ANTSIKA MPAMBOLY (VARY) REHETRA ATY AFOVOAN-TANY (sy manerana ny Nosy ihany koa) :
I – MAMOKARA VARY IN-2 ISATAONA RAHA MAHATRATRA sy mbola AZO ATAO fa ny fambolena indray mandeha isa-taona dia isany mampahantra antsika tantsaha sy maha kely ny vokatra eto Mcar. TSY TOKONY HANAFATRA vary any IVELANY ISIKA raha mafy ny ezaka;
Mbola fotoana ahafahana manetsa fanindroany izao volana janvier izao hatramin ny volana febroary, miankina amin toerana izay misy antsika.
II – MAMPIASA ZEZIKA BIOLOJIKA ( INDRINDRA fa ny ZEZIKA BIOLOJIKA SOAVOKATSA vokarin’ ny ORIN’ASA LE RELAIS: Vidiny 35 000 Ar/ Gony iray 50Kg raha eto F/TSOA, azo atao hoe MORA).
MITOMBO AVO 3 heny, 4 heny na 5 heny NY VOKATRA AZO. ( NAMPIASA NY TENAKO ary MARINA TANTERAKA).
ARAHO HATRAMIN’ NY FARANY ary NY FANAZAVANA fanampiny:
1_ Tsy fanindrahindrana sy fanandratana ny orinasa LE RELAIS izay mamokatra ny Zezika BIOLOJIKA SOAVOKATSA ity publication ity fa kosa fijoroana vavolombelona, na izany aza dia ankasitrana tanteraka io orinasa io;
2_Ny tenako dia zanaka tantsaha ary tena tia fambolena sy miasa tany hatramin fahazazana sy fahatanorana;
3_ Fito taona lasa izay (2016) , dia nanao SRI (ketsa valo andro) tamina tany 1Ha ny tenako tany MAHASOABE mba hanentanana ny tantsaha hoe mila manaraka teknika sy MANAO KETSA ZAZA ;
4_Tamin taona nampiakatra ny vary ho 700 Ar/kp voalohany aza dia EFA NANETSA na namboly vary FARAN’NY VOLANA FEVRIER sy fiandohan ny volana mars ny tenako, izay somary forcé tamin izay fotoana izay satria efa tara raha aty amin district VOHIBATO Fianarantsoa; ANEFA expériences avokoa izany;
5_Ny volana aout sy sept 2023 teo ny tenako dia nividy ZEZIKA SOAVOKATSA izay tsara sy TSY MANIMBA TANY, ka 20 gony (1 tonne) no novidiko nalefa any ambanivohitra, sy nomena fianakaviana samy hafa, NITOMBO 4 heny hatramin ny 5 heny ny VOKATRA nentiny, Gaga ny tantsaha manodidina rehetra. Tanimbary izay nahazahoana vary 17 vata teo aloha ohatra dia nahazahoana hatramin ny 70 vata. MARO NY TANTSAHA nangataka amiko ny toerana nividianana ny ZEZIKA satria tena NAMPITOLAGAGA ny maro;
6_Ho antsika izay mipetraka andrenivohitra, MBA AMPIO NY HAVANTSIKA eny ambanivohitra mba hahafahany mioitra kokoa amin fambolena, tafiditra amin ny atao hoe « RESILIENCE » izany. Hanova ny fiainana ny fanohanana ataontsika. AMPIO IZY IREO MANDEFASA ZEZIKA ho azy ireo.
7_Isika Tantsaha koa ndrai2 dia VARIANA rehfa miakabokatra voalohany ka tsy taitra amin ny fambolena intsony, izay tena tsy mety ary mitarika fahantrana lalina satria tsy ampy atao sakafo 12 volana ny vokatra azo.
FEHINY: HO ANTSIKA IZAY EFA NIAKA- BOKATRA
sy efa akaiky hampiakatra vokatra,
* 15 janoary anio, mbola tsy tara isika raha miomana hamboly fanindroany hatrany amin faha 15 febroary any ho any (miankina @ district sy ny hafanana) ; Ny anay izao nila vary 3 janoary dia ny 6 janoary efa vita ny ketsa faharoa ary mbola misy hoketsaina hatrany any @ faran ny volana janoary izao aza;
** Amin ny maha ketsa faharoa azy dia manenjika fotoana, araka izany dia : Ataovy KETSA efa lehibe mba ho aloha2 ny terabary ka tsy hotratrin ny hatsiaka (miankina amin ny toerana sy district anefa); Famafazana: azo atao an tanety amin Baiboho ambany2 izay hita fa manana hafanana kokoa mba tsy ho ela;
*** Afaka atao somary MATETIKA NY KETSA satria efa lasa ny HAFANANA octobre- decembre, mba tsy ho very ny rendement na ny tahan ny fahavokarana;
**** MAMPIASA ZEZIKA BIOLOJIKA SOAVOKATSA vokarin ny LE RELAIS, Jereo ny fiche technique.
Afafy amin ny fotoana hanetsana ny zezika mba halaky ny fitomboan ny vary. Na amin ny fiavana voalohany raha tara indrindra ;
**** Jereo ao amin ny fb ny hoe ZEZIKA SOAVOKATSA Organika , dia hohitanao ao ny fanazavana rehetra ara teknika sy ny téléphone ahazahoana ny Tomponandraikitra;
FARANY:
Natao ity publication ity mba hifanentanana amin ny lafiny fambolena satria LALINA LOTRA NY FAHANTRAN NY TANTSAHA Malagasy maro sy ny fahantran ny MALAGASY.
TOHANO NY TANTSAHA HAVANAO SY NY MANODIDINA ANAO.
ANDAO HANDROSO SY HAMOKATRA KOKOA.