Tan Telli Manamboara provende poulet de chair manokana ho anao mba hampienana ny dépense fa lafo bé ny mividy vita ireny nefa mora kely sy mahomby be ity. Izahay efa mampiasa foana ary tsara be ny vokatra azo avoaka 45jrs ny akoho ary mahita Lanja ambony

Tan Telli
Manamboara provende poulet de chair manokana ho anao mba hampienana ny dépense fa lafo bé ny mividy vita ireny nefa mora kely sy mahomby be ity. Izahay efa mampiasa foana ary tsara be ny vokatra azo avoaka 45jrs ny akoho ary mahita Lanja ambony be 3kg mahery daholo, Io iray io izao navela 2 mois mahery dia 9kg. Raha mahaliana anao ny hahay izany dia mandefasa message amiko amny ity compte ko ity maka ny andinindininy fa atoroko anao daholo izy rehetra amny sarany mirary dia mirary 2000ar. Atoroko anao koa ny technique mahabolangina sy mampavesa-danja ny akoho, ny fisorohana aretina sy fitsaboana azy raha misy Marary. Merci beaucoup