Ranomasina sy rano coco sisa dia ohatrany any AMBODIATAFANA enao mihinana azy nefa aty @ LANGO Ampitatafika Sur commande aloha ny #MOFOCOCO antsika hatreto an (tongava mp raha te hihinana) Bon mardi daholo #Lango #sakafomalagasy #Nahandrogasy #mofo

Ranomasina
sy rano coco
sisa dia ohatrany any AMBODIATAFANA enao mihinana azy nefa aty @ LANGO Ampitatafika
Sur commande aloha ny #MOFOCOCO antsika hatreto an
(tongava mp raha te hihinana)
Bon mardi daholo
#Lango #sakafomalagasy #Nahandrogasy #mofococo #Ambodiatafana

Herinandro hahafahanareo misakafo ato amin’ny LANGO Ampitatafika Safidio ary izay mety aminao … Ampitatafika ampitan’ny gendarme Misokatra isan’andro afatsy ny Alahady (9h30-19h30) #Lango #sakafomalagasy #Nahandrogasy #Lelanomby

Herinandro hahafahanareo misakafo ato amin’ny LANGO Ampitatafika
Safidio ary izay mety aminao …
Ampitatafika ampitan’ny gendarme
Misokatra isan’andro afatsy ny Alahady
(9h30-19h30)
#Lango #sakafomalagasy #Nahandrogasy #Lelanomby #henombyritra #AkohoGasy