Pétrin 3 fonctions: pétrir, mélanger et remuer. Matériau : acier inoxydable. Puissance : 1 500W. Capacité : 7 litres. Moteur à température contrôlée, protection d’arrêt automatique contre la surchauffe, la sécurité est garantie. Engrenage en métal, trans

Pétrin 3 fonctions: pétrir, mélanger et remuer.
Matériau : acier inoxydable.
Puissance : 1 500W.
Capacité : 7 litres.
Moteur à température contrôlée, protection d’arrêt automatique contre la surchauffe, la sécurité est garantie.
Engrenage en métal, transmission puissante, dents anti-usure et antidérapantes, longue durée de vie. avec différentes forces de mélange.
Livré avec accessoires complets

Riah Store Série vitsivitsy sisa dispo Marque UCC Life (Fessle teo aloha) – nohatsaraina ny qualité ka izay no saika tsy nahitana azy tao ho ao! En vrai granite Tous feux : induction, gaz, vitrocéramique, charbon Tonga dia mande série, ahitana : V

Riah Store
Série vitsivitsy sisa dispo
Marque UCC Life (Fessle teo aloha) – nohatsaraina ny qualité ka izay no saika tsy nahitana azy tao ho ao!
En vrai granite
Tous feux : induction, gaz, vitrocéramique, charbon
Tonga dia mande série, ahitana :
Vilany 20 – 24 – 28 cm
Casserole 16cm
Wok 28cm
Marmite à vapeur 28cm
Sotrobe Complet
Tablier, éponge
Tout feu : induction, vitrocéramique, charbon, gaz

Vitsy sisa an! Gaufrier multifonction Bé mpitia izy satria tena mafy sy mateza dia vetivety dia lany Sady mahavita zavatra maro, hamalifaliana ny ankizy amin’ny gouter ao an-trano ! Io appareil 1 io ihany dia ahavitanao gaufre, donut, cro

Vitsy sisa an!

Gaufrier multifonction
Bé mpitia izy satria tena mafy sy mateza dia vetivety dia lany
Sady mahavita zavatra maro, hamalifaliana ny ankizy amin’ny gouter ao an-trano !
Io appareil 1 io ihany dia ahavitanao gaufre, donut, croque monsieur, gateau kely sns…

Ho anareo manontany foana hoe tsy misy mande tsirairay angah ilay vilany en granite ? Dia ireto ary sisa no dispo ato fa araraoty. Singany 1.1 avy sisa tavela Vilany 28cm, casserole 28cm, wok 32cm cm Marque COOKMAGE lay qualité tena tsara ha

Ho anareo manontany foana hoe tsy misy mande tsirairay angah ilay vilany en granite ?
Dia ireto ary sisa no dispo ato fa araraoty. Singany 1.1 avy sisa tavela
Vilany 28cm, casserole 28cm, wok 32cm cm
Marque COOKMAGE
lay qualité tena tsara hatrany, tsy miendaka, tsy arafesina, tsy miofo
Izy ireto moa tena fady sotro vy ka dia manana ilay sotro vrai silicone miara aminy koa Izahay, ho an’izay mitady
Tous feux

Mbola misy dispo daholo ny hot pot Ilay qualité tena tsara Maro no leo an’izy itony satria tsy mitazona hafanana akory saingy izay naka tato aminay dia tsisy nanary vola fa afapo tsara avokoa Tsy mampasiso sakafo Tsy

Mbola misy dispo daholo ny hot pot
Ilay qualité tena tsara
Maro no leo an’izy itony satria tsy mitazona hafanana akory saingy izay naka tato aminay dia tsisy nanary vola fa afapo tsara avokoa

Tsy mampasiso sakafo

Tsy mamindra fofona vy amin »ny sakafo

Mitazona hafanana elabe ( mahasolo yaourtière, tsisy hoe fonosina bodofotsy ary efa maro no nanandrana)
PS: efa Photo réelle daholo

Iza ilay nitady azy tato moa ? Efa nahatonga izahay sao tara eo indray ! Pétrin 3 fonctions: pétrir, mélanger et remuer. Matériau : acier inoxydable PP. Puissance : 1 500W. Capacité : 7,0 litres. Taille : 395X190X345mm. Moteur à température contrôlé

Iza ilay nitady azy tato moa ?
Efa nahatonga izahay sao tara eo indray !
Pétrin 3 fonctions: pétrir, mélanger et remuer.
Matériau : acier inoxydable PP.
Puissance : 1 500W.
Capacité : 7,0 litres.
Taille : 395X190X345mm.
Moteur à température contrôlée, protection d’arrêt automatique contre la surchauffe, la sécurité est garantie.
Engrenage en métal, transmission puissante, dents anti-usure et antidérapantes, longue durée de vie. avec différentes forces de mélange.