Andao ndray mba hifampizara sary sy zavatra fantantsika momban’ny rose e. Ankoatran’ny maha voninkazo decorative azy, dia inona koa no azo ampiasana azy fantatr

Andao ndray mba hifampizara sary sy zavatra fantantsika momban’ny rose e. Ankoatran’ny maha voninkazo decorative azy, dia inona koa no azo ampiasana azy fantatr
8 hours ago
Andao ndray mba hifampizara sary sy zavatra fantantsika momban’ny rose e. Ankoatran’ny maha voninkazo decorative azy, dia inona koa no azo ampiasana
{
« Type »: « Article »,
« Titre »: « Fanadihadiana momba ny zava-maniry sy ny fomba fampiasana ny Quatre épingle »,
« Auteur »: « Anonyme »,
« Description »: « Ndao mba hifampizara e, inona no fantatrareo momba ity zava-maniry ity. Quatre epingles no ahalalan’ny maro azy ary Senna alata na Cassia alata no anaran’ny scientifique. Somary mamofona zay izy ity nefa mamelana mavo mahafinaritra. Lazao ary, ohatra hoe inona ny anaran’ny any @ faritra misy anao? Fomba fampiasa azy sy zay fantatrao rehetra. Mazotoa daholo »,
« Date de Publication »: « »,
« Langue »: « Malagasy »
}
Arovy ny tantely. Ndao mba samy hampiseho sary momban’ny ny tantely avy @ zao andro iraisam-pirenena ho an’ny tantely izao. Dia inona avy ny karazan-tantely fan
Malagasy mamboly eran-tany. MME
« Andao hankalaza ny andro maneran-tany momba ny fanodinana! »
Androany 18 Martsa no andro maneran-tany momba ny fanodinana!
Mita
Camomille na « Matriaca chamomilla » voninkazo mahafinaritra azo ambolena tsara eny an-jaridaina ihany koa ary manome fofona tena mahafinaritra. Anisany ahafantar
Tsy dia fantako loatra ny momba azy ity, nefa dia hita maro any amin’ny faritra. Mokoitra no ahalalako azy.
Inona no fiantsonareo azy na ny nom scientifique-ny?
« Manihot esculata », ravitoto, mahogo, mangahazo, balahazo zay ny ahafantarantsika azy. Maro karazana ny mangahazo. Ity zao ny mangahazo fingotra, ny raviny no t
Anatsinahy na anamadinika (Bidens pilosa). Betsaka anefa no tsy mahafantatra ary nisy nanontany hoe otrany ahoana ny « graines » na voan’ny anatsinahy? Hitanareo
Andao ndray mba hilaza zava-maniry ampiasaina @ fandrariana. Ity zao satrana (Dipsys sp), azo anaovana harona, tsihy, tafo-trano koa. Sombiny ihany ireo fa inon