SANIA S FOOD Versera versera Izay rehetra manana anniversaire ka maniry hisakafo eto amin ny Sania S Food dia omenay gateau gratuite, Valeur 60000ar no miakatra no mahazo Gateau a partir 6prs no atolotray Mila manao reservation mialoha Afaka maka pack

SANIA S FOOD
Versera versera
Izay rehetra manana anniversaire ka maniry hisakafo eto amin ny Sania S Food dia omenay gateau gratuite,
Valeur 60000ar no miakatra no mahazo
Gateau a partir 6prs no atolotray
Mila manao reservation mialoha
Afaka maka pack isankarazany
Afaka misafidy sakafo ao anaty menu
Mignardises lots de 20pcs 15000ar
Lieu : Bypass Alasora ( entre domaine et extra pizza)
0342913145

Mmhh toy izao ilay pack Mahavoky izay mbola tsy nanandrana . 20000ar izy 3 dia miampy jus Pizza .tacos .mine sao .jus Afaka soloina burgeur koa ny mine sao. Afa po avokoa izay nanandrana Matsiro foana ,foana Tongava izay mbola tsy nihinana o . Lieu: By

Mmhh toy izao ilay pack Mahavoky izay mbola tsy nanandrana .
20000ar izy 3 dia miampy jus
Pizza .tacos .mine sao .jus
Afaka soloina burgeur koa ny mine sao.
Afa po avokoa izay nanandrana
Matsiro foana ,foana
Tongava izay mbola tsy nihinana o .
Lieu: Bypass Alasora ( sapanana Ambohidrazaka)
0342913145

Formation Patisserie Mardi 12 mars ,8h a 17h Frais de formation 30000ar Efa ao anatiny ny ingredien Tsy maintsy mahay rehefa mianatra ato aminay . Eo amin ny sary avokoa ny zavatra ianarana . Santionany vitan ny mpianatra Toerana : Bypass Alasora 0

Formation Patisserie
Mardi 12 mars ,8h a 17h
Frais de formation 30000ar
Efa ao anatiny ny ingredien
Tsy maintsy mahay rehefa mianatra ato aminay .
Eo amin ny sary avokoa ny zavatra ianarana .
Santionany vitan ny mpianatra
Toerana : Bypass Alasora
0342913145
+3

Mardi 12 mars ,8h a 17h Araraoty fa mbola mitohy ny promotion mandritry ny volana mars . Frais de formation 30000ar Na mbola tsy mahay mihitsy aza ianao dia afaka mianatra . Azo atao fitadiavam bola tsara Ireto avy no hianarana #Methode de travail #G

Mardi 12 mars ,8h a 17h
Araraoty fa mbola mitohy ny promotion mandritry ny volana mars .
Frais de formation 30000ar
Na mbola tsy mahay mihitsy aza ianao dia afaka mianatra .
Azo atao fitadiavam bola tsara
Ireto avy no hianarana
#Methode de travail
#Genoise
#Sauce chocolat
Crème chantilly
#Tarte au fruits
#Flan
Crêpe
#Cake
#Pâte a choux
#Pâte à brioche
#Pâte a croissant
#Pâte feuilletée
#Forêt noire
Samy mandray anjara avokoa ny tsirairay ,tsy maintsy mahay rehefa mianatra ato aminay .
Mitondra ,tablier, cahier,stylo, boite.
Zaraina izay zavatra vita
Place limité
Toerana : Bypass Alasora .300m apres domaine .
Bus 192. Ligne E, 194,163
0342913145
+8

05/03/24 Mardi crème hono no anarana nomen ireo mpianatra ity promotion ity Nahafinaritra be tokoa ny ambiance tato e! Shooting tahaky ny inona re izao e! Fa hendry be hono ilay lehilahy iray hihii Bravo rankizy an dia ataovy foana ny pratique. Sady ma

05/03/24
Mardi crème hono no anarana nomen ireo mpianatra ity promotion ity
Nahafinaritra be tokoa ny ambiance tato e! Shooting tahaky ny inona re izao e!
Fa hendry be hono ilay lehilahy iray hihii
Bravo rankizy an dia ataovy foana ny pratique.
Sady mahay no mitondra mody moa e
Mirary soa hatrany
Formation manaraka Mardi 12 mars ,8h a 17h
+13

Hotel,restaurant,Patisserie Mbola mitohy hatramin ny faran ny volana mars ity promotion ity o . Pack Mahavoky Ilay tena ankafizinao 23000ar lasa 20000ar be izao mmh Pizza 1 Tacos ou mine sao Burgeur ou sandwitch Miampy jus 1 Matsiro ery Livraison di

Hotel,restaurant,Patisserie
Mbola mitohy hatramin ny faran ny volana mars ity promotion ity o .
Pack Mahavoky Ilay tena ankafizinao
23000ar lasa 20000ar be izao mmh
Pizza 1
Tacos ou mine sao
Burgeur ou sandwitch
Miampy jus 1
Matsiro ery
Livraison disponible
Lieu. Bypass Ambatonjara
0342913145
+4