Send message LIDA Anosibe FA INONA ILAY PREDEMARRAGE? Sakafo natokana ho an’ny akohokely vao miditra (na poulet de chair na pondeuse) mandritra ny herinandro voalohany eo ho eo, izay vao mampiasa démarrage. Maro ny tombontsoa azo amin’ny fampiasana ny p

Send message
LIDA Anosibe
FA INONA ILAY PREDEMARRAGE?
Sakafo natokana ho an’ny akohokely vao miditra (na poulet de chair na pondeuse) mandritra ny herinandro voalohany eo ho eo, izay vao mampiasa démarrage.
Maro ny tombontsoa azo amin’ny fampiasana ny prédémarrage :
Mampihena ny taha-pahafatesan’ny akohokely
Mampitombo ny hery fiarovana
Manatsara ny performance amin’ny fitomboana sy ny famokarana
Ireto avy ny prédémarrage misy ato amin’ny Tranombarotra Lida :
Poussin Max (miette), Super Démarrage (granulé), Chickcare (granulé)
#poussin #poussins #pondeuse #pouletdechair #lidaanosibe

Product/service Send message LIDA Anosibe is feeling motivated. Liana @ Akoho manatody lava (Pondeuse) ve ianao? Ndeha hanokana IRAY VOLANA HO AN’NY TONTOLON’NY PONDEUSE isika: Hifampizarana ireo tsara ho fantatra Hanasana teknisiana sy vahiny misehatra e

Product/service
Send message
LIDA Anosibe is feeling motivated.
Liana @ Akoho manatody lava (Pondeuse) ve ianao?
Ndeha hanokana IRAY VOLANA HO AN’NY TONTOLON’NY PONDEUSE isika:
Hifampizarana ireo tsara ho fantatra
Hanasana teknisiana sy vahiny misehatra eo @izany
Hamaliana ireo fanontaniana apetrakareo mpanjifa matetika eto amin’ny Tranombarotra Lida
Araho tsy tapaka ary ny pejy, asao ireo namana!!!
#pondeuse #ATODY #FIOMPIANA #lidaanosibe #provandy