akaiky ny BFV no misy anay anh rehefa mandalo ambohimena nareo dia mandalova na anao coucou kely anay fotsiny aza e misokatra izahay amin’ny 11 ora hatramin’ny 08ora alina (resto) @09ora hatramin’ny 08ora alina (Point de vente fromage) mandroso oo Contact

akaiky ny BFV no misy anay anh
rehefa mandalo ambohimena nareo dia mandalova na anao coucou kely anay fotsiny aza e
misokatra izahay amin’ny 11 ora hatramin’ny 08ora alina (resto)
@09ora hatramin’ny 08ora alina (Point de vente fromage)
mandroso oo
Contact: 034 53 457 13

Product/service Send message Fromage Ny Soa Tena matsiro tokoa moa ny fromage Ny Soa, tsy andry erý izay hihinana azy @4:30 maraina dia efa misy miantso hanao commande, fa sao dia tsy tafiditra @livraison androany Manomboka @7:30 maraina – 6h hariva no

Product/service
Send message
Fromage Ny Soa
Tena matsiro tokoa moa ny fromage Ny Soa, tsy andry erý izay hihinana azy
@4:30 maraina dia efa misy miantso hanao commande, fa sao dia tsy tafiditra @livraison androany
Manomboka @7:30 maraina – 6h hariva no mandray appel izahay. ny mp indray misy afaka mamaly foana eo
Izay fa mirary tontolo andro mahafinaritra daholo

Product/service Send message Fromage Ny Soa Fromage dur masaka tsara tsara tsiro mitsonika be raha atao @sakafo GOUDA (mavo): 36000ar 1kg 18000ar 500g EMMENTAL (mena): 37000ar 1kg

Product/service
Send message
Fromage Ny Soa
Fromage dur
masaka tsara
tsara tsiro
mitsonika be raha atao @sakafo
GOUDA (mavo): 36000ar 1kg
18000ar 500g
EMMENTAL (mena): 37000ar 1kg
19000ar 500g
Manao livraison eto tana
Mandefa any amin’ny faritra
Récupération: Iavoloha
0341683420

Fantatrao ve fa mitondra Hery,Tanjaka ary tena mahasalama n’y fromage ? Vizaka lava ve ianao ? Rera-tsaina, raraka ara batana amin’izao fiainana rotoroto lava izao? Tsarovy fa eto izahay hanampy anao, natokana ho jifainao Ny fromage type gouda mba hanome

Fantatrao ve fa mitondra Hery,Tanjaka ary tena mahasalama n’y fromage ?
Vizaka lava ve ianao ?
Rera-tsaina, raraka ara batana amin’izao fiainana rotoroto lava izao?
Tsarovy fa eto izahay hanampy anao, natokana ho jifainao Ny fromage type gouda mba hanome Hery anao indray, misy 1kg,500g amin’ny vidiny mirary hatrany.
0345345713 antsoina raha mila gouda ianareo e, ary manao livraison izahay dia afaka maka Aina tsara ianareo
Soava Alina daholo