Arrivage mandalo kely fotsiny ireto chocolat nougat karazany efatra be izao ny ao anaty parquet iray. 60 pièces ny paquet iray, natao ho an’ny rehetra na mbola ivarotra na ianao tia chocolat zaraina @ namana tonga dia afa-po mts

Arrivage mandalo kely fotsiny ireto chocolat nougat karazany efatra be izao ny ao anaty parquet iray.
60 pièces ny paquet iray, natao ho an’ny rehetra na mbola ivarotra na ianao tia chocolat zaraina @ namana tonga dia afa-po mts

Business Center Send message Groupe Mana Soa officiel ITY INDRAY ARY NY INFUSETTE, 100 PIÈCES 16000 ar Natao ho an’ny karazana thé rehetra , izahay dia ts mitsahatra hatrany manohana antsika mpandraharaha madinika @ fampitaova ireo zavatra ilaina @ f

Business Center
Send message
Groupe Mana Soa officiel
ITY INDRAY ARY NY INFUSETTE, 100 PIÈCES 16000 ar
Natao ho an’ny karazana thé rehetra ,
izahay dia ts mitsahatra hatrany manohana antsika mpandraharaha madinika @ fampitaova ireo zavatra ilaina @ famokarana mba ahatonga ny vokatrao ho matihanina na dia miainga @ kely aza.

Izahay ato @ Mana Soa dia vonona ny hanampy antsika mpandraharaha madinika @ fitadiavana vahaolana mahomby @ fandraharana izay ataotsika Manolotra antsika ireto boite misarona transparent matevina @ refy 18*8 vidiny tena atao mirary 1000 ar raha maka mih

Izahay ato @ Mana Soa dia vonona ny hanampy antsika mpandraharaha madinika @ fitadiavana vahaolana mahomby @ fandraharana izay ataotsika
Manolotra antsika ireto boite misarona transparent matevina @ refy 18*8 vidiny tena atao mirary 1000 ar raha maka mihotra ny 20 isa kosa dia 900 ar
Mety asina, gâteau, na macarrons, na chocolat, asiana cocktail …
Omeo lanja ny vokatra fa manatsara ny kalitaony izany.
Alefaso ary ny commande ary manome torohevitra mahasoa koa izahay @ fanatsarana ny vokatra mba hasarika kokoa sy hanakaiky mpanjifa ny vokatra vokarinao.
#Mana #Soa izahay