Salama tompoko ! Misy zanaka olive vert ilay fihinana ato , 2 efa lehibe ,mirefy 1m 50,efa tsy ho ela intsony dia hamoa Tena ilaina mihintsy izy itony,maro no azo hampiasaina azy toy ny hoe izy fanaovana menaka ohatra(huile d’olive…)izany hoe izy ity il

Salama tompoko !
Misy zanaka olive vert ilay fihinana ato , 2 efa lehibe ,mirefy 1m 50,efa tsy ho ela intsony dia hamoa
Tena ilaina mihintsy izy itony,maro no azo hampiasaina azy toy ny hoe izy fanaovana menaka ohatra(huile d’olive…)izany hoe izy ity ilay olive fihinana
Mp avy hatrany izay liana fa izy aloha tena lafo
034 79 787 12
Afaka manao livraison sy mandefa faritra

Mpivarotra Zanankazo Rehetra Ilay zanaka cafe arrabica efa lehibebe Mirefy 40cm miaraka amin’ny pot any misy azy iny,28_30cm kosa raha tsy ao anatiny ny refin’ilay saschet Zanany efa tsara ,afaka 1 taona manomboka mamoa,2 taona raha tena ela indrindra,afa

Mpivarotra Zanankazo Rehetra
Ilay zanaka cafe arrabica efa lehibebe
Mirefy 40cm miaraka amin’ny pot any misy azy iny,28_30cm kosa raha tsy ao anatiny ny refin’ilay saschet
Zanany efa tsara ,afaka 1 taona manomboka mamoa,2 taona raha tena ela indrindra,afaka atao fitadiavam_bola maharitra fa mila maharitra kely amin’ny fikarakarana sy ny fambolena azy
Tsy dia mifidy toe_tany fa atoronay tsara anao hatrany ny fambolena sy ny fikarakarana azy
Vidiny=5000ar
Mp/
034 79 787 12
Manao livraison /mandefa faritra rehetra

Paiso greffe fon’omby Paiso malama ilay tsy misy volony Photo reel anay daholo,misy ilay zanany kely iray efa mamoa io koa Vidiny=15.000ar Mp avy hatrany ary 034 79 787 12 Manao livraison hatrany Mandefa faritra rehetra

Paiso greffe fon’omby
Paiso malama ilay tsy misy volony
Photo reel anay daholo,misy ilay zanany kely iray efa mamoa io koa
Vidiny=15.000ar
Mp avy hatrany ary
034 79 787 12
Manao livraison hatrany
Mandefa faritra rehetra

Paiso greffe fon’omby Paiso malama ilay tsy misy volony Photo reel anay daholo,misy ilay zanany kely iray efa mamoa io koa Vidiny=15.000ar Mp avy hatrany ary 034 79 787 12 Manao livraison hatrany Mandefa faritra rehetra

Paiso greffe fon’omby
Paiso malama ilay tsy misy volony
Photo reel anay daholo,misy ilay zanany kely iray efa mamoa io koa
Vidiny=15.000ar
Mp avy hatrany ary
034 79 787 12
Manao livraison hatrany
Mandefa faritra rehetra

Mpivarotra Zanankazo Rehetra Efa mitsiritsiry tena tsara be daholo ilay letchis marcottage ato ry zareo a Tena efa tsara be daholo Tongava mp haingana izay mila ary sao lasan’ny hafa daholo ilay efa mitsiry vao manafatra indray ka tsy hahazo Vidiny=15.

Mpivarotra Zanankazo Rehetra
Efa mitsiritsiry tena tsara be daholo ilay letchis marcottage ato ry zareo a
Tena efa tsara be daholo
Tongava mp haingana izay mila ary sao lasan’ny hafa daholo ilay efa mitsiry vao manafatra indray ka tsy hahazo
Vidiny=15.000ar
034 79 787 12

Mpivarotra Zanankazo Rehetra Cerise du bresil Izy ity dia voankazo mora maniry kely,indrindra tsy mifidy toerana na aiza misy anao na aiza,mamy tsara ny voany sady mamokatra be foana,toy ny amin’ny sary ireo Photo reel anay daholo na ny voany na ny zanany

Mpivarotra Zanankazo Rehetra
Cerise du bresil
Izy ity dia voankazo mora maniry kely,indrindra tsy mifidy toerana na aiza misy anao na aiza,mamy tsara ny voany sady mamokatra be foana,toy ny amin’ny sary ireo
Photo reel anay daholo na ny voany na ny zanany
Manana zanany izahay
Vidiny=8000ar
Mp avy hatrany ary izay hanao commande
034 79 787 12
Afaka manao livraison hatrany
Mandefa amin’ny faritra rehetra

Mpivarotra Zanankazo Rehetra Ity ilay karazana voasary greffe nain ilay vety2 dia mamoa,misy karazany 3= .mandarine japonais .Washington .citron meyer ilay mamoa mandava_taona Afaka ataonao anaty pot na amin’ny tany iva2 kely foana afaka 1 taona ihany m

Mpivarotra Zanankazo Rehetra
Ity ilay karazana voasary greffe nain ilay vety2 dia mamoa,misy karazany 3=
.mandarine japonais
.Washington
.citron meyer
ilay mamoa mandava_taona
Afaka ataonao anaty pot na amin’ny tany iva2 kely foana
afaka 1 taona ihany mamoa
Mp avy hatrany izay hanao commande
034 79 787 12
Manao livraison hatrany
Mandefa faritra rehetra