Send message Goûter à Petit Prix Tsy Godrogodro, tsy poudine ary tsy izay eritreretinareo fa io no atao hoe #Paraflan Sakafo Vaovao nivokarinay vita à base de biscuits ilay izy Ato aminay ihany no misy an’io ary tsy ahita an’io na hitety izao tontolo iz

Send message
Goûter à Petit Prix
Tsy Godrogodro, tsy poudine ary tsy izay eritreretinareo fa io no atao hoe #Paraflan
Sakafo Vaovao nivokarinay vita à base de biscuits ilay izy
Ato aminay ihany no misy an’io ary tsy ahita an’io na hitety izao tontolo izao aza ianao hihi
Mety hoanina amin’ny fotoana rehetra fa indrindra indrindra atao sakafo maraina.
Andramo ary eee
Tsy lafo Akory fa 15000 Ar ary livrenay gratuit ilay izy Tompoko
Indray Andro mialoha ny fandraisana commande Tompoko
Mp na 0345919448 raha hanao commande

Salama daholo ooo Fantatrao ve fa : « Rehefa vao mifoha dia rano no tokony sotroina voalohany ? » Rano mafana no tena tsara Ny fisotroanao rano vao mifoha dia : Mampihena kibo (misotro farak’izay maro @ Rano mafana dia 45min après vao misakafo) Mahasal

Salama daholo ooo
Fantatrao ve fa : « Rehefa vao mifoha dia rano no tokony sotroina voalohany ? »
Rano mafana no tena tsara
Ny fisotroanao rano vao mifoha dia :
Mampihena kibo (misotro farak’izay maro @ Rano mafana dia 45min après vao misakafo)
Mahasalama sy mamelombelona ireo taova miasa ao anaty
Manadio hoditra
Manatsara volo

Koa aza adino ary ny misotro rano ry zareo aaa satria ny fahasalamana no voalohan-karena
Zay fa bonne journée daholo ooo

Salama daholo Ireto indray ny voka-tsoa azo avy amin’ny Goavy, koa mazotoa izany mihinanan Goavy. Ny Goavy dia manan-karena Vitamine C sy vitamine A Miaro amin’ny homamiadana Antioxydant ihany koa izy Tsara ho an’ny olona misy diabeta Afaka atao jus n

Salama daholo
Ireto indray ny voka-tsoa azo avy amin’ny Goavy, koa mazotoa izany mihinanan Goavy.
Ny Goavy dia manan-karena Vitamine C sy vitamine A
Miaro amin’ny homamiadana
Antioxydant ihany koa izy
Tsara ho an’ny olona misy diabeta
Afaka atao jus na confiture, na ohanina amin’izao.
Araraoty ny fihinanana Goavy ary fa vokatra izy izao sady mora.
Bonne journée ô.

Sakafo matsiro Karakarao ny vatana kie ah, andao hanao rééquilibrage alimentaire miaraka aminay eh 20.000Ar Salade de fruit cadeau Livraison Tana du mardi au Dimanche de 8h à 18h Frais à partir de 3.000Ar 032 48 624 96

Sakafo matsiro
Karakarao ny vatana kie ah, andao hanao rééquilibrage alimentaire miaraka aminay eh
20.000Ar
Salade de fruit cadeau
Livraison Tana du mardi au Dimanche de 8h à 18h
Frais à partir de 3.000Ar
032 48 624 96

Eooohhhh Ianao ve efa nihinana an’ilay #Paraflan? Sa hoe miandry Kely ? Sa hoe hijerijery fotsiny sa hoe hicommande amizay sa hoe ahoana? 15000 Ar anie ilay izy eee Tsy misy frais de livraison ihany koa fa aterinay gratuit any antranonareo Inona ary n

Eooohhhh
Ianao ve efa nihinana an’ilay #Paraflan? Sa hoe miandry Kely ? Sa hoe hijerijery fotsiny sa hoe hicommande amizay sa hoe ahoana?
15000 Ar anie ilay izy eee
Tsy misy frais de livraison ihany koa fa aterinay gratuit any antranonareo
Inona ary no andrasanao?