Sakafon’Tsika offre pour demain Averintsika ity ho anzay niandry azy dia aza tara indray ary an 2 Sand’Ger acheté 1 offert Afaka alefa dieny zao ny commande fa manomboka demain vo livrena an NB : efa tsy pain burger intsony no ampiasainay fa ilay mo

Sakafon’Tsika
offre pour demain
Averintsika ity ho anzay niandry azy dia aza tara indray ary an
2 Sand’Ger acheté
1 offert
Afaka alefa dieny zao ny commande fa manomboka demain vo livrena an
NB : efa tsy pain burger intsony no ampiasainay fa ilay mofo kely bouta kely iny an
Ndao ary e

Barquette de Calamars panés Salade fraîcheur fraîcheur 30.000ar HAtramˋny 24 mai ihany an Atao 24h avant ny commande Tena mety be ho amin’lundi de Pentecôte izy ity maivamaivana tsara nefa mahavoky sady amin’ilay filazanareo azy mihintsy « Matsi

Barquette de Calamars
panés
Salade fraîcheur fraîcheur
30.000ar
HAtramˋny 24 mai ihany an
Atao 24h avant ny commande
Tena mety be ho amin’lundi de
Pentecôte izy ity maivamaivana tsara nefa mahavoky sady amin’ilay filazanareo azy mihintsy « Matsiro kely »
Merci foana

Sakafon’Tsika Averintsika ity offre ity poulet + Na tsotra avec oignons caramélisés fotsiny Plat izy ity an, izany oe miaraka am Vidiny : 9000ar Raha maka 2 plats : 15.000ar Livraison en sus Prise de commande pour livraison midi avant 8h Li

Sakafon’Tsika
Averintsika ity offre ity
poulet
+
Na tsotra avec oignons caramélisés fotsiny
Plat izy ity an, izany oe miaraka am
Vidiny :
9000ar
Raha maka 2 plats :
15.000ar
Livraison en sus
Prise de commande pour livraison midi avant 8h
Livraison après-midi avant 13h
offre valable ce vendredi uniquement
Hisy tolotra vao2 be amty week-end ty
fa araho ny page

Sakafon’Tsika Alatsinainy indray Ity indray ny tolotra antsika amty androany ity ary e poulet Na tsotra avec oignons caramélisés fotsiny Plat izy ity an, izany oe miaraka am Vidiny : 9000ar Raha maka 2 plats : 15.000ar Livraison en sus Prise de

Sakafon’Tsika
Alatsinainy indray
Ity indray ny tolotra antsika amty androany ity ary e
poulet
Na tsotra avec oignons caramélisés fotsiny
Plat izy ity an, izany oe miaraka am
Vidiny :
9000ar
Raha maka 2 plats :
15.000ar
Livraison en sus
Prise de commande pour livraison midi avant 10h
Livraison après-midi avant 13h

Sakafon’Tsika Aiiiiiiiiiiiiiiiee Asina chakay kouely dia Aon ianareo amin’ity? Crevettes caramélisées 1100ar ny crevette iray dia ianareo mi commande ny isan crevettes tinareo Efa io ny accompagnement any : Salade (ilay anana ireny io zao

Sakafon’Tsika
Aiiiiiiiiiiiiiiiee
Asina chakay
kouely dia
Aon ianareo amin’ity?
Crevettes caramélisées
1100ar ny crevette
iray dia ianareo mi commande ny isan crevettes tinareo
Efa io ny accompagnement any :
Salade
(ilay anana
ireny io zao
tsara be)
io zao crevettes 12 tena tsy ampy
fa mbola te hanampy foana
Mp ary e