Tena ilain’ny biby fiompy amin’ny fitomboany sy ny fahasalamany ny fihinanana protéines. Ny olitra na asticots dia anisan’ny sakafo manankarena proteines afaka omena tsara ny biby fiompy ary manampy ihany koa amin’ny fisorohana ny aretina satria tena mamp

Tena ilain’ny biby fiompy amin’ny fitomboany sy ny fahasalamany ny fihinanana protéines. Ny olitra na asticots dia anisan’ny sakafo manankarena proteines afaka omena tsara ny biby fiompy ary manampy ihany koa amin’ny fisorohana ny aretina satria tena mampatanjaka .
Raha mampiasa olitra na asticots ianao amin’ny fiompiana dia hihena tokoa ny fandaniana satria tsy mandany kanefa tena mahomby ny fampiasana azy.
Afaka mandefa Mp mivantana ianao raha liana amin’ny fiompiana asticots
Marihina fa asticots avy amin’ny mouche domestique no ataontsika fa tsy BSF
Tonga Dia mp fa tsy hita ny commentaires indraindray

Ho anao maniry te hiompy akoho gasy, gana, gisa… kanefa tsy manana fotoana hanatrehana fiofanana na fampianarana mivantana. Midira mp fa misy vahaolana ho anao, ary hahafahanao tena hahomby ao anatin’ny fiompiana izay ho ataonao Tsara raha Tonga Dia ma

Ho anao maniry te hiompy akoho gasy, gana, gisa… kanefa tsy manana fotoana hanatrehana fiofanana na fampianarana mivantana.
Midira mp fa misy vahaolana ho anao, ary hahafahanao tena hahomby ao anatin’ny fiompiana izay ho ataonao
Tsara raha Tonga Dia mandefa mp mivantana