65 isa, efa somary matavy Saingy mbola manome 60% mahery ny taux de ponte raha omena provande 01 taona sy 10 volana. 22000ar ny iray Toerana Antanetibe Ivato akaikin’ny hôtel Paon d’Or 0341336991 Tsy manao livraison

65 isa, efa somary matavy
Saingy mbola manome 60% mahery ny taux de ponte raha omena provande
01 taona sy 10 volana.
22000ar ny iray
Toerana Antanetibe Ivato akaikin’ny hôtel Paon d’Or
0341336991
Tsy manao livraison

Ferme Noé & Nancia Varotra mandalo Rain’akoho isabrown 7volana sy tapany miisa 07 Salama tsara Vidiny 45000ar tsy miakatra tsy midina 7mois et demi Misy hisafidianana Aza mandany andro amin’ny MP fa efa lafolafo ny méga fa 0347766521 no antsoina raha lian

Ferme Noé & Nancia
Varotra mandalo
Rain’akoho isabrown
7volana sy tapany miisa 07
Salama tsara
Vidiny 45000ar tsy miakatra tsy midina
7mois et demi
Misy hisafidianana
Aza mandany andro amin’ny MP fa efa lafolafo ny méga fa 0347766521 no antsoina raha liana.
Na koa ny 0341336991

*****Race: Isabrown *****Prix: 1200ar *****Toerana Antanetibe Ivato akaikin’ny hôtel Paon d’Or na lalana makany amin’ny club nautique Ivato *****Azonao raisina eny amin’ny Paositra Antaninarenina ihany koa raha manao commande mialoha ianao 0341336991 Raha

*****Race: Isabrown
*****Prix: 1200ar
*****Toerana Antanetibe Ivato akaikin’ny hôtel Paon d’Or na lalana makany amin’ny club nautique Ivato
*****Azonao raisina eny amin’ny Paositra Antaninarenina ihany koa raha manao commande mialoha ianao
0341336991
Raha liana dia tsaratsara tonga de miantso fa efa mandany méga bé ilay MP lavabe.
Sorry, we’re having trouble playing this video.
Learn more

Beau gosse tsara, azo akana taranaka Rain’akoho mpanatody lava ****45.000ar ny iray, misy roa izy ato ****37.000ar ny somary kely, misy roa ihany koa. Tsaratsara mahita mivantana Toerana Antanetibe Ivato akaikin’ny hôtel Paon d’Or 0341336991 Tsy manao li

Beau gosse tsara, azo akana taranaka
Rain’akoho mpanatody lava
****45.000ar ny iray, misy roa izy ato
****37.000ar ny somary kely, misy roa ihany koa.
Tsaratsara mahita mivantana
Toerana Antanetibe Ivato akaikin’ny hôtel Paon d’Or
0341336991
Tsy manao livraison

Ferme Noé & Nancia Alefako tsy misaraka, Poussin pondeuse miisa 26 (lahy sy vavy mbola mifangaro) 12 isa efa plus d’une semaine 14 isa mbola 4 jours Prix izy rehetra 130.000Ar izy rehetra (5000ar x 26 isa) Toerana: Antanetibe Ivato akaikin’ny hôtel Paon

Ferme Noé & Nancia
Alefako tsy misaraka,
Poussin pondeuse miisa 26 (lahy sy vavy mbola mifangaro)
12 isa efa plus d’une semaine
14 isa mbola 4 jours
Prix izy rehetra 130.000Ar izy rehetra (5000ar x 26 isa)
Toerana: Antanetibe Ivato akaikin’ny hôtel Paon d’Or
Tel 0341336991

Ferme Noé & Nancia Afaka mamoaka atody pondeuses isabrown azo akotrika indray izahay. 1200ar ny iray Mbola vaovao tsara Tsy manao livraison latsaky ny 30 isa saingy azonao raisina eny amin’ny Paositra Antaninarenina ihany koa raha manao commande mialoha i

Ferme Noé & Nancia
Afaka mamoaka atody pondeuses isabrown azo akotrika indray izahay.
1200ar ny iray
Mbola vaovao tsara
Tsy manao livraison latsaky ny 30 isa saingy azonao raisina eny amin’ny Paositra Antaninarenina ihany koa raha manao commande mialoha ianao
Afaka manome na isa 1 fotsiny.
Toerana Antanetibe Ivato akaikin’ny hôtel Paon d’Or
Numéro 0341336991
****Tsy mandany andro @ MP ho an’izay mpampiresaka fotsiny oh

1200 ar ny iray. Misy 200 isa disponible Toerana Antanetibe Ivato akaikin’ny hôtel Paon 0341336991 Tsy manao livraison latsaky ny 30 isa Saingy azonao raisina eny amin’ny Paositra Antaninarenina amin’ny ora fiasana raha mandefa commande mialoha ianao.

1200 ar ny iray. Misy 200 isa disponible
Toerana Antanetibe Ivato akaikin’ny hôtel Paon
0341336991
Tsy manao livraison latsaky ny 30 isa
Saingy azonao raisina eny amin’ny Paositra Antaninarenina amin’ny ora fiasana raha mandefa commande mialoha ianao.

Paul Bertrand Andriamisandratrarivo Vakio tsara, vakio tsara, vakio tsara ***** Amidiko ity couveuse automatique (plastique) ity fa tsy mety ho voafehiko. Mbola tsy mihoatra ny 30% ny résultats hitako. ***Température automatique ***Retournement automatiqu

Paul Bertrand Andriamisandratrarivo
Vakio tsara, vakio tsara, vakio tsara
***** Amidiko ity couveuse automatique (plastique) ity fa tsy mety ho voafehiko.
Mbola tsy mihoatra ny 30% ny résultats hitako.
***Température automatique
***Retournement automatique
***Humidité plus ou moins stable
***Capacité 54 à 63 par plateaux de retournement
===Au total 270 à 320 oeufs de poules
✓✓✓Techniquement : tsara incubation
Izany hoe: tsara ny fivoaran’ny atody ho akoho kely ao anatiny.
✓✓✓ Défaut : ratsy ny résultats @ éclosion
Izany hoe: betsaka maty ao anatin’ny coque ny akohokely (maty ankarany).
°°°°°izany hoe: incubateur kokoa izy fa tsy eclosoir, ho an’izay connaisseur resaka couveuse.
××××Mety ho tsara @ toerana mafana. Saingy manalasala raha toerana somary mangatsiaka.
#### Efa misy modification nataon’ny revendeurs (izay noheverina fa hahatsara ny résultats).
****Vidiny: 1.400.000Ar
**** Toerana Antanetibe Ivato
**** 0341336991
#mandiniha_tsara_vao_miantso_ahy
#fa_izay_sahy_mividy_azy_de_omeko_atody_akotrika_50_isa_miaraka_aminy.

Ho an’izay liana @ jiro fanala nefa tsy manana fotoana hitetezana magazay na koa kamo hisisisisika any anaty embouteolona, Afaka mamatsy anao aho @ vidiny 13.000ar ny iray. Ianao no miantoka ny frais de livraison sy ny frais de colis amin’izay toerana mi

Ho an’izay liana @ jiro fanala nefa tsy manana fotoana hitetezana magazay na koa kamo hisisisisika any anaty embouteolona,
Afaka mamatsy anao aho @ vidiny 13.000ar ny iray.
Ianao no miantoka ny frais de livraison sy ny frais de colis amin’izay toerana misy anao.
O341336991