Iza no mbola tsy nihinana ity zavatra matsiro be ity? Taloha isika nihinana voamadilo maina be amzao fa izao kosa izahay efa niketrika dia efa manana vokatra tsara be ho anao izay tia na izay mbola ho tia VOAMADILO misy tsiro isan-kazarany toy ny « Salé »,

Iza no mbola tsy nihinana ity zavatra matsiro be ity?
Taloha isika nihinana voamadilo maina be amzao fa izao kosa izahay efa niketrika dia efa manana vokatra tsara be ho anao izay tia na izay mbola ho tia VOAMADILO misy tsiro isan-kazarany toy ny « Salé », « Sucré », « Pimenté », « Sucré-Salé » ary ny « Aigre-doux »
Alefaso ary ny #commande raha hanandrana izany fa manomboka amin’ny 1.000Ar anie de efa mihinanana eh!