Chef Send message Tsara Godrogodro is feeling fantastic in Ampefiloha Cité. salama e! izay anaovana Godrogodro farany erinandro dia ny aZoma daholo ny livraison , tsisy livraison ny(Samedi/Dimanche) zao . ra anniversaire no ilana azy dia afaka asiana sor

Chef
Send message
Tsara Godrogodro is feeling fantastic in Ampefiloha Cité.
salama e! izay anaovana Godrogodro farany erinandro dia ny aZoma daholo ny livraison , tsisy livraison ny(Samedi/Dimanche) zao .
ra anniversaire no ilana azy dia afaka asiana soratra (gratuit)
18 000ar / 3Kg 500 tsy miova atrany
034 04 598 35 / Ampefiloha
misaotra atsika rehetra panjifa sy zay mbola anjifa , miezaka ny hanome fahafampo ho anareo atrany .
afaka atao Godrogodro special iany koa