Fantatrao ve fa efa 3.000 Ar ny 𝐆𝐲𝐫𝐨𝐬 𝑏𝑦 𝑃𝑢𝑧𝑧𝑙𝑒 Eo @ CNTEMAD, Ankadifotsy no misy anay Miandry anareo izahay … Aza adino maka selfie mihinana gyros dia mampiasa hasthag #gyrosbypuzzle ahazoana loaka 50.000 Ar ( tirage fin septembre)

Fantatrao ve fa efa 3.000 Ar ny 𝐆𝐲𝐫𝐨𝐬 𝑏𝑦 𝑃𝑢𝑧𝑧𝑙𝑒
Eo @ CNTEMAD, Ankadifotsy no misy anay
Miandry anareo izahay …
Aza adino maka selfie mihinana gyros dia mampiasa hasthag #gyrosbypuzzle ahazoana loaka 50.000 Ar ( tirage fin septembre)

Dia misy hiteny indray izao hoe PUB fotsiny izany NEFA TADIDIO FA MATOA BAE TSY MITONDRA ANAO ATY DIA METY TE-HISARAKA IZY ZANY Sangisangy daholo izany fa miandry fotoana izy e Zany eo ihany fa ito lay offre LOVE ~ 25.000 Ar Pizza 24 cm Sandwich x2

Dia misy hiteny indray izao hoe PUB fotsiny izany
NEFA TADIDIO FA MATOA BAE TSY MITONDRA ANAO ATY DIA METY TE-HISARAKA IZY ZANY
Sangisangy daholo izany fa miandry fotoana izy e
Zany eo ihany fa ito lay offre LOVE ~ 25.000 Ar
Pizza 24 cm
Sandwich x2
Mex. Tacos x2
Jus x2
Livraison : 034.33.323.38 ou MP

NY DEBA sy ny PATA sy ny BOSS hono tsy mila Pizza izany Tagueo eto anie zareo e ( sady rehefa miaraka am’reny hono tsy mandoha vola izany mihitsy ) Ito ary lay offre ho anareo e ( efa ao @ lay carte vaovao io 𝐏𝐀𝐓𝐀 ~ 𝟐𝟎.𝟎𝟎𝟎 𝐀𝐫 𝐆𝐫𝐚𝐭𝐢

NY DEBA sy ny PATA sy ny BOSS hono tsy mila Pizza izany
Tagueo eto anie zareo e
( sady rehefa miaraka am’reny hono tsy mandoha vola izany mihitsy
)
Ito ary lay offre ho anareo e
( efa ao @ lay carte vaovao io
𝐏𝐀𝐓𝐀 ~ 𝟐𝟎.𝟎𝟎𝟎 𝐀𝐫
𝐆𝐫𝐚𝐭𝐢𝐧 𝐝𝐚𝐮𝐩𝐡𝐢𝐧𝐨𝐢𝐬
𝐒𝐩𝐚𝐠𝐡𝐞𝐭𝐭𝐢 𝐁𝐨𝐥𝐨𝐠𝐧𝐚𝐢𝐬𝐞
𝐒𝐚𝐧𝐝𝐰𝐢𝐜𝐡 𝐱𝟐
Dispo ety @ Puzzle Isoraka sy Puzzle Ankadifotsy io offre io
Raha hanao livraison : 034.33.323.38 na MP

𝐉𝐄𝐔 – 𝐊𝐈𝐋𝐀𝐋𝐀𝐎 – 𝐆𝐀𝐌𝐄 𝟓𝟎.𝟎𝟎𝟎 𝐀𝐫 𝐱 𝟐 𝐧𝐨 𝐡𝐨𝐳𝐚𝐫𝐚𝐢𝐧𝐚 ( 𝐭𝐬𝐲 𝐛𝐨𝐧 𝐝’𝐚𝐜𝐡𝐚𝐭 𝐟𝐚 𝐭𝐞𝐧𝐚 𝐯𝐨𝐥𝐚 Vakio tsara ary dia araho tsara ny fitsipi-dalao Ataovy « j’aime » ny page 𝐆𝐲𝐫𝐨𝐬 𝑏𝑦 𝑃𝑢𝑧𝑧𝑙𝑒 Mangalà «

𝐉𝐄𝐔 – 𝐊𝐈𝐋𝐀𝐋𝐀𝐎 – 𝐆𝐀𝐌𝐄
𝟓𝟎.𝟎𝟎𝟎 𝐀𝐫 𝐱 𝟐 𝐧𝐨 𝐡𝐨𝐳𝐚𝐫𝐚𝐢𝐧𝐚 ( 𝐭𝐬𝐲 𝐛𝐨𝐧 𝐝’𝐚𝐜𝐡𝐚𝐭 𝐟𝐚 𝐭𝐞𝐧𝐚 𝐯𝐨𝐥𝐚
Vakio tsara ary dia araho tsara ny fitsipi-dalao
Ataovy « j’aime » ny page 𝐆𝐲𝐫𝐨𝐬 𝑏𝑦 𝑃𝑢𝑧𝑧𝑙𝑒
Mangalà « selfie » mihinana Gyros
Publieo en mode public ny sary ary asio hashtag #GyrosbyPuzzle
Fin du jeu et Tirage : Fin Septembre
Rappel : 3.000 Ar ny gyros by Puzzle dia eo am 3 chemins, Ankadifotsy devant CNTEMAD misy anay
Best Deal
Ankadifotsy, 3 chemins CNTEMAD fotoana…
Go go go …

BREAKING NEWS LANIN’IREO VAZAHA NY KALAKY ( 25.000 Ar fotsiny kosa ve ireo rehetra ireo) Couple iray nisakafo tany @ Puzzle anio … Tsy fantatray mazava moa izy ireo fa araka ny hitanay dia avy any Zamerika … Tsy fantatra ihany koa na tena miaraka na

BREAKING NEWS
LANIN’IREO VAZAHA NY KALAKY
( 25.000 Ar fotsiny kosa ve ireo rehetra ireo)
Couple iray nisakafo tany @ Puzzle anio …
Tsy fantatray mazava moa izy ireo fa araka ny hitanay dia avy any Zamerika …
Tsy fantatra ihany koa na tena miaraka na tsia… ny hita dia ohtran hoe miafona zany izareo na matahotra sao misy mahita…
Teo ampangalana sary mo izahay dia mody mi téléphone lay vehivavy (mba hanakomany ny tarehiny)
Ilay lehilahy kosa mivanivany falifaly tsy hitany zay natao
Izahay moa tsy nametra-panontianana be fa nametraka addition izy ireo sady nasiana pourboire dia faly izahay
Adino ato ny kavina anlay zatovovavy raha misy mahalala azy dia mba teneno izy na tagueo eto

COME BACK Noho ny fangatahanareo dia miverina eo Ankadifotsy ( près CNTEMAD) ny 𝐆𝐲𝐫𝐨𝐬 𝑏𝑦 𝑃𝑢𝑧𝑧𝑙𝑒 Ary tsy vita hatreo LASA 3.000 Ar ny vidiny Tena hoe …tena hoe…. Surprise be ho anareo @ty rentrée ity Miandry anareo ary izahay Tongava ain

COME BACK
Noho ny fangatahanareo dia miverina eo Ankadifotsy ( près CNTEMAD) ny 𝐆𝐲𝐫𝐨𝐬 𝑏𝑦 𝑃𝑢𝑧𝑧𝑙𝑒
Ary tsy vita hatreo
LASA 3.000 Ar ny vidiny
Tena hoe …tena hoe…. Surprise be ho anareo @ty rentrée ity
Miandry anareo ary izahay
Tongava aingana fa sao dia tara