Sakafo Vita Malagasy

15 hours ago
Coucou
Vokatra vaovao indray no hozaraina amitsika androany

Savon au lait de coco
Savony fanasana tarehy vita avy amin’ny Coco,Voatabia ary cocombre
Ny soa azo avy aminy:

manala ireo loto amin’ny tarehy

manamandina ny hoditra

manazava ny hoditra ary mampalefaka azy

manakatona masokoditra ihany koa

Manala ireo menaka aterakin’ny hatsembohana sy ny hafanana
Aza misalasala ary mandefa mp hoan’izay liana

Articles recommandés

« Tana : Formation Charcuterie Pratique – Places Limitée! »