Sakafo Vita Malagasy

Malagasy Mandroso
2 days ago
Andro vitsy sisa, ity no fandaharam-potoana tokana hany ho karakarainay eto Antsirabe ny amin’ity taona ity, hanoloranay anao:
Fiofanana ara-teknika matihanina
Fampianarana pratika
Hahazoanao tantsoroka marobe
Ary fampiofanana fahaiza-mitantana manokana mamokatra hiaingana amin’izay eo an-tanana ihany
HAHAFAHANAO MAMPIAKATRA AVO TELO HENY NY TOMBOM-BAROTRAO MAHAZATRA
———————————————-
ALAKAMISY 12 SEPTAMBRA 2024:
Fiompiana poulet de chair sy fiompiana akoho manatody lava
Charcuterie: fanamboarana saucisses matsiro, mortadelle, salami, pâtés, cervelas, fanodinana ny taolam-biby, ny volony, ny hodiny ary ny vokatra rehetra avy amin’ny fiompiana ho ZERO DECHETS sy lafo vidy
ZOMA 13 SEPTAMBRA:
Fiompiana kisoa maro anaka, hanomezanay anao ny secret’ny fanatavezana sy famoronana sakafo
Fanamboarana savony vaingany, savony ranony, vovontsavony, savoka, savony gasy, labozia, vinaigre, formule commercial
SABOTSY 14 SEPTAMBRA:
Fiompiana akoho gasy 10 + taona 1 = 1 000
Fanodinana ny soja: hanamboarana fromage, yaourt, sauce soja, ronono soja, Tofu, mayonnaise, crème fraiche, vovodronono, dobera ary ny famadihana ny soja ho lasa hena sns
_____________________________
8:30 maraina
Toerana: Caritas Antanivao Antsirabe, lalana mandeha Saint Martin
034 50 067 89
AZA TARA NY AMIN’ITY INTSONY TOMPOKO, FA NATAO HO ANAO NY FAHOMBIAZANA
Mpampiofana:
#MalagasyMandroso, #6_taona_izay
Mpiaramiasa:
_ #TranombarotraLIDA_Anosibe
_ #RadioHAJA

Articles recommandés

« Produits Agricoles Frais: Semences, Makalioka, Dista, Vary & Plus! »

Poussins Cou Nu: Un atout pour votre élevage

[« Week-end Délice: Ventre d’Esturgeon ou Corps d’Esturgeon à Commander »]