Sakafo Vita Malagasy

5 days ago
Goûté Goûté
??
#sakafoAtoandro mety koa
Hello!!! Hello!!! Salama daholo isika rehetra ehhh
Tena faly foana izahay mahare hoe afa-po ianareo ary maka tsirony tokoa mihinana ilay sandwich antsika
. Mamy kely ery ianareo
Mahazo hafatra matetika izahay hoe matsiro vé ilay sandwich ?
Dia hoy izahay hoe, alefaso ny commande-nareo fa tsy ho diso fanantenana ianareo
Manontany ihany koa ianareo hoe iza no tena tsara?
Raha hanome indice izahay Dia ireto telo ireto no tena maro mpankafy

Sandwich jambon-oeuf-fromage : 6000 ar

Sandwich poulet
: 6000 ar

Sandwich mélange oeuf et charcuterie : 4000ar

Ny sandwich hafa rehetra koa mbola misy foana an
Goûté
Manomboka amin’ny 10 Ora maraina ny livraison antsika an
034 67 044 79

Articles recommandés

« Fruits de mer frais : Livraison à Antananarivo »

Fromage Vita Gasy : Délicieux & Prêt à Cuire !