Sakafo Vita Malagasy

Taɦɨaռa tʀaɨtɛʊʀ 2
Send message
Taɦɨaռa tʀaɨtɛʊʀ 2 is in Anjanahary, Antananarivo, Madagascar.
21 hours ago
Aiza daholo ianareo eto Antananarivo
Ho avy ny CENTRE DE FORMATION  » SOA FY TAHIANA  » hampanao formation anareo momban’ny sakafo isan-karazany.
Mariho dieny izao ary ny datin’andronareo manomboka ny Alatsinainy 5 Aogositra ka hatramin’ny Alakamisy 8 Aogositra 2024 ho avy izao
Ireto avy ary ny zavatra ataontsika :
* 5 – 6 Aogositra :
‌Patisserie de base
Gateaux genoise , venoiserie, brioche , croissant,…
Prix : 70.000Ar
* 7 – 8 Aogositra :
‌Service Traiteur
Cocktail, entrée(chaud et froid), résistance ary dessert
Prix : 140.000Ar
‌Fanazavana fanampiny :
034 95 815 37
034 15 344 11

Articles recommandés

« Choux à la Crème Pâtissière : Recette facile et savoureuse »