16 hours ago
Sakafo tsy dia mahavantana loatra ny olona kanefa tena be otrikaina ny brocoli.ireto ambany ireto zao dia an’isan’ny otrikaina azo avy aminy daholo
Vitamina C: Manampy amin’ny fiarovana ny hery fiarovan’ny vatana sy manakana ny aretina.
Vitamina K: Manan-danja amin’ny fizotry ny coagulation (fitambaran’ny ra) ary miaro ny taolana.
Asidra Folika (Vitamina B9): Manampy amin’ny fanamboarana sela sy ny fitomboan’ny vatana, indrindra fa ho an’ny vehivavy bevohoka.
Fibre: Manampy amin’ny fisorohana ny aretin’ny fivalanana ary manatsara ny fiasan’ny tsinay.
Potasioma: Zava-dehibe ho an’ny fiasan’ny fo sy ny hozatra.
Vitamina A: Manampy amin’ny fahasalaman’ny maso sy ny hoditra.
Antioxydants: Manampy amin’ny fiarovana amin’ny fahasimbana ateraky ny « radical libre », izay mety hiteraka aretina toy ny homamiadana.
Noho ireo otrikaina ireo, ny brocoli dia an’isan’ny sakafo mahasalama sy ilaina amin’ny sakafon’ny olon-drehetra.
Mazotoa daholo homana brocoli ary e
#brocoli #astuces #brocolidoc #cuisine #food #conseilcuisine
Brocoli: Un trésor de santé caché
