3 days ago
FORMATION MAIMAIMPOANA
Eny tompoko, MAMAIM-POANA tanteraka ity fiofanana ity.
Mahakasika ny fanaovana recyclage moa ity formation ity : fanodidinana ireo vokatra avy amin’ny fiompiana sy ny fambolena.
ZAVATRA VAOVAO sy TSY DIA BE MPANAO firy no ho zarainay amin’io fotoana io, natao indrindra ho antsika mpiompy sy mpamboly.
Alarobia 07 Août ho avy izao ny fotoana. , manomboka amin’ny 08h 30.
Eny amin’ny
Centre Commercial LIDA Anosibe kosa no hanatanterahana azy.
OLONA 100 ihany no afaka manatrika
ka manasa anao handefa MP dieny izao na hiantso ny 034 50 067 89 raha te hanaraka ny fiofanana.
#MalagasyMandroso #Formation #Gratuite
« Formation Gratuite : Recyclage Produits Agricoles et d’Elevage »
