+9 Madagascar Biogas Technology #FORMATION_CHARBON_ECOLOGIQUE Fanodinana ny fako ho lasa #ARINA_FANDREHITRA Tsisy tany na tanimanga na fompotra Mirehitra hatramin’ny farany Mora arehitra amin’ny kitay kely Afo matanjaka nefa tsy mamaky vilany

+9 Madagascar Biogas Technology #FORMATION_CHARBON_ECOLOGIQUE Fanodinana ny fako ho lasa #ARINA_FANDREHITRA Tsisy tany na tanimanga na fompotra Mirehitra hatramin’ny farany Mora arehitra amin’ny kitay kely Afo matanjaka nefa tsy mamaky vilany

+9
Madagascar Biogas Technology
#FORMATION_CHARBON_ECOLOGIQUE
Fanodinana ny fako ho lasa #ARINA_FANDREHITRA
Tsisy tany na tanimanga na fompotra
Mirehitra hatramin’ny farany
Mora arehitra amin’ny kitay kely
Afo matanjaka nefa tsy mamaky vilany
Tsy midonaka, tsisy tapaporohana
Azo atao sarbô manitra (charbon parfumé)
Atao asa fivelomana (ilain’ny 97%-n’ny vahoaka)
Ny lavenona dia akora ilaina be amin’ny fanaovana zezika
Na dia amokarana izay ilaina ao an—trano isan’andro fotsiny aza
Famoronana asa
#ZAVATRA_IANARANA
Carbonisation amin’ny fomba tsotra
Famadihana ny fako carbonisé ho lasa sarbô
Ny Tsena sy ny làlam—barotra
Piste de financement (ho an’ny ONG, Fikambanana, sns …)
Ireo fitaovana famokarana sarbô ekolojika (moule tsotra indrindra, ny salantsalany, extrudeuse, presse, sns …)
SNS …
#AORIAN_NY_FIOFANANA
Fifanampiana samy mpiofana
Fanohanana ny mpiofana
Fanaraha—maso ny sarbô vitan’ny mpiofana (Contrôle de la qualité, hita maso sy fampiasana calorimètre)
Sns …
____________________________________________
??️ #Daty: Alarobia 01 May amin’ ny 9H00 — 13H00
#TOERANA : Mangarivotra ITAOSY HOPITALY
#SARANY: 35 000Ar
#inscription: Alefa MP ny anarana feno sy contact
#INFOLINE:
034 65 339 29 / 032 85 267 86
____________________________________________
#Parking
Miasa miaraka no fahombiazana
Ho fanatsarana ny accompagnement sy ny suivi atao ho anareo dia noferana hatrany ny isan’ny mpiofana

Madagascar BiogasTechnology

Les commentaires sont fermés.