Aina Miray Rakotoarisoa Vanimpotoana ririnina isika izao efa vita ny fambolena vary fa iditra @fambolena ireo voly avotra sy légume isakarazany.ny voly mamody amban tany ny voly mamoa ambany tany Mb afahatsika mamokatra avo 2 na 3 heny mihoatra ny mahaza

Aina Miray Rakotoarisoa Vanimpotoana ririnina isika izao efa vita ny fambolena vary fa iditra @fambolena ireo voly avotra sy légume isakarazany.ny voly mamody amban tany ny voly mamoa ambany tany Mb afahatsika mamokatra avo 2 na 3 heny mihoatra ny mahaza

Aina Miray Rakotoarisoa
Vanimpotoana ririnina isika izao efa vita ny fambolena vary fa iditra @fambolena ireo voly avotra sy légume isakarazany.ny voly mamody amban tany ny voly mamoa ambany tany
Mb afahatsika mamokatra avo 2 na 3 heny mihoatra ny mahazatra dia tsara raha mampiasa ny rano jezika biologie Nutriplant organic plus fertilizer
Zezika bio voatily iraisam pirenena,mahafeno ireo karazana otrikaina rehetra ilain voly
Tsy misy fiatraikany @totolo iainana ny fampiasana azy
Mampalonaka ny tany ny fampiasana azy matetika
Mamerina ny tany ho lasa natiora indray
Maro ny tombotsoa azo @fampiasana azy
Manamafy ny fambolena hiatrika ny hatsika hafanana ary ireo bibikely mpanimba ny voly
Manamora ny fitomboan voly : fakany raviny tahony felany ary voany
Mety @fambolena rehetra (voly mamody amban tany voly mamoa amban tany voly avotra légume pépinière voakazo vonikazo)
Raha mahaliana anao ilay zezika fa mba te hanatsara ny voka pambolena enao de afaka mifandray @nay enao
Anome toro hevitra s’y fahafaha po anao zahay
Efa manana traikefa @fambolena s’y fomba fampiasana io zezika io @karazana fambolena rehetra
Eto tananarivo misy anay afaka madefa @faritra manao livraison koa

Aina Miray Rakotoarisoa

Les commentaires sont fermés.