Amidy Atody gana 1.000 ariary ny 1 (local na ilay gana gasy 2 à 3 kilos ilay izy rehefa lehibe) atody gana pekin 1600 ariary ny 1 ( 3 a 4 kilos rehefa lehibe ilay gana) atody KAKI PUR 2300 ariary ny 1 ( 4 à7 kilos ilay gana ito ny gana tena ngeza sady

Amidy Atody gana 1.000 ariary ny 1 (local na ilay gana gasy 2 à 3 kilos ilay izy rehefa lehibe) atody gana pekin 1600 ariary ny 1 ( 3 a 4 kilos rehefa lehibe ilay gana) atody KAKI PUR 2300 ariary ny 1 ( 4 à7 kilos ilay gana ito ny gana tena ngeza sady

Amidy
Atody gana 1.000 ariary ny 1 (local na ilay gana gasy 2 à 3 kilos ilay izy rehefa lehibe)
atody gana pekin 1600 ariary ny 1 ( 3 a 4 kilos rehefa lehibe ilay gana)
atody KAKI PUR 2300 ariary ny 1 ( 4 à7 kilos ilay gana ito ny gana tena ngeza sady tsara, fanovana fois gras koa, maro atody sns..) somary lafo fa tsara io
Atody akoho gasy pur 100%
dia 1500 ariary ny 1 fanakotrika tsara mhts
0343200050
0329299075
Ivato Ambodifasina izahay
aty ilay toerana ahitana ilay atody (ANTANANARIVO) fa afaka mandefa faritra
TSARA RAHA APPEL OOO
TAHIN’ANDDIAMANITRA daholo…
#atody
#atody_gana
#atody_akoho
#akoho
#gana
……. Misy indice kely…
Maro no manontany dia ho valiana kely androany
Tsy misy fomba amantarana ve hoe azon-dahiny ny atody alohan’ny anakotrehana azy ???

Valiny :
##Ra ny atody no jerena dia tsy misy ny fomba ahaizana an’izay ra andro voalohohany…ra tsy efa feno 4 andro miohatra ny nanakotrehana azy….
Vahaolana :
##Ataovy azo antoka ary hita maso ny olona ividianana atody :na izy manakotrika mitovy an’ilay atody omeny anao
Na
Hitan’ny maso hoe io ny fototra (lahy sy vavy) nazahoana ilay atody
Ataovy azo antoka tsara koa hoe manaraka ilay lahy….
Azonao atao nefa ny mifantina tsara ireo atody akotrika amin’ny andro voalohohany..reto avy ny fepetra :
1)Aza maka ireo atody kely loatra na lehibe lohatra mitaha amin’ny aradalana
2)Aza dia tia mampiasa Atody maloto na misy piti-dra
3)Aza mampiasa atody tritra na misy vaky kely…Tarafina ny atody de hita tsara ilay tritra kely
4)Aza mampiasa atody efa ela be (tsy tokony iohatran’ny 7 andro) : ny atody kely tranondrivotra (poche d’air) no atody vao haingana, arakin’ny andro ipetrahany no mampitombo ny poche d’air : tarafina vao hita
5)Mahaiza mitaratra atody fa misy kileman’atody tsy hita avy aty ivelany ra tsy tarafina:
Ohatra :misy Zavatra mainty mivaingana ao anaty atody, misy tâche na bactéries tafiditra ka lasa m

Gana Kely Sy Gisa

Les commentaires sont fermés.