Araky ny efa nampahafantarina atsika fa ny sakafo maraina no tena manandanja amin’ sakafo rehetra hoanintsika mandritran’ny tontolo andro, dia indro ary misy tombontsoa vitsivitsy azo avy amin’ny fisakafoanana maraina : Ny sakafo maraina Dia tokony a

Araky ny efa nampahafantarina atsika fa ny sakafo maraina no tena manandanja amin’ sakafo rehetra hoanintsika mandritran’ny tontolo andro, dia indro ary misy tombontsoa vitsivitsy azo avy amin’ny fisakafoanana maraina
:
Ny sakafo maraina Dia tokony ahafeno 25% ny apport ilaintsika isan’andro koa arak’izany voalohany indrindra dia ilaina ny sakafo feno sy voalanjalanja.
Ny sakafo maraina dia manome hery fototra izay ilainao mandritran’ny tontolo andro
Miaro anao tsy ho noana lava ny fisakafoanana maraina.
Manampy anao ahafehy tena amin’ny goûter isa-minitra ny sakafo maraina
izany hoe miaro anao tsy ho tratran’ny surpoids.
Mampitombo fifantohana amin’ny asa izay atao mandritran’ny tontolo andro ary mampitombo fitadidiana ihany koa.
Manamafy ny hery fiarovana ihany koa ny sakafo maraina
ary miaro anao tsy harary lava
Ndao hisakafo maraina daholo eee
#Paraflan
#petit_dejeuner_idéal

Brunette Ravolatsara

Les commentaires sont fermés.