ary izarao hasambarana i Neny amin’izao androny izao izahay ato amin’ny patissier chef dia afaka manampy anao hanamamy ny fifalianareo amin’izao fetin’ ny Reny izao Mbola mitohy hatrany ny fandraisanay commande fete des mère amin’ny sarany mirary di

ary izarao hasambarana i Neny amin’izao androny izao
izahay ato amin’ny patissier chef dia afaka manampy anao hanamamy ny fifalianareo amin’izao fetin’ ny Reny izao
Mbola mitohy hatrany ny fandraisanay commande fete des mère amin’ny sarany mirary dia mirary
Bavarois , fondant au chocolat ,genoise aux fruit, genoise chocolat
a partitr de 4 500 AR monja
aza misalasala ary mandefa ny commandenao ato amin’ny pejy « Patissier du chef » na  » Lala Ramandraisoa »
azonao hatao koa ny miantsony
034 41 096 47
Mirary fety sambatra hoan’ ny RENY rehetra o
+8

Lala Ramandraisoa

Les commentaires sont fermés.