Construction Company Send message Gas Biogaz Maharitra taona maro ny Biogaz, izany hoe taona maro ianao tsy mividy kitay, charbon, gaz fa ny zezika na ireny potipotika sakafo (legioma, vary masaka ) ao aminao ireny ihany no ampiasaina dia efa misy jiro,

Construction Company
Send message
Gas Biogaz
Maharitra taona maro ny Biogaz, izany hoe taona maro ianao tsy mividy kitay, charbon, gaz
fa ny zezika na ireny potipotika sakafo (legioma, vary masaka ) ao aminao ireny ihany no ampiasaina dia efa misy jiro, afo andrahoana sakafo, ary misy chauffage ihany koa ao aminao
Mandray anjara lehibe amin’ny fiarovana ny tontolo iaianana ny fampiasana azy, sady manamora ny fiainana
Izahay ekipan’ny #énergie_et_matériaux_verts dia afaka manao #installation_biogaz , no afaka mampanao #formation_biogaz ihany koa izahay
#formation_biogaz_Antsirabe ny Asabotsy 25 Mai 2024 ao amin’ny LARA
Frais de formation 50000ar fotsiny koa aza tara ary e
Raha mahaliana anao ary dia miditra ao amin’ny hafatramiafina (#Mp), na koa miantso ny ??0346996438
#biogaz
#Énergie_et_matériaux_verts

Gasy Biogaz

Les commentaires sont fermés.