Fiofanana miompy akoho gasy nohatsaraina maimaimpoana! Ny Association Fleur Bleue 25 taona nampiofanana sy nanaovana soa! Fantatrao ve fa maty antoka ianao raha latsaky ny 100 ny zanaky ny akohonao iray ao anatin’ny heritaona

Fiofanana miompy akoho gasy nohatsaraina maimaimpoana!
Ny Association Fleur Bleue 25 taona nampiofanana sy nanaovana soa!
Fantatrao ve fa maty antoka ianao raha latsaky ny 100 ny zanaky ny akohonao iray ao anatin’ny heritaona
Ifehezanao izany dia tongava manaraka ny fiofanana atolotry ny Association Fleur Bleue eto amin’ny Les Fioretti Andranonahoatra Antsirabe ny sabotsy 11 mai manomboka amin’ny 8h30
Droit:
Tsy misy fa izay foinao hanampiana ny fikambanana no ento
> Mbola homena akoho lehibe izay tsara vitana amin’ny antsapaka faha- 25 taona n’ny Fikambanana ka mitondrà bazary sao ianao no tsara vitana!
Araraoty, mifampilazà fa  » izay tia fiofanana tsy maintsy mivoatra » !
Contact :
0341591925
0331966730

Nomena Niry

Les commentaires sont fermés.