Iza no efa nihinana salade spéciale Bookafé? Ny Salade BOOKAFÉ dia ahitana Légume nilona vinaigre efa elaela, somary marikivikivy izy io Mety tsara ho an’ireo tia marikivy rehetra misy Tsatsiou Sy poulet ihany koa miaraka aminy, miam miam Aza m

Iza no efa nihinana salade spéciale Bookafé?
Ny Salade BOOKAFÉ
dia ahitana
Légume nilona vinaigre efa elaela, somary marikivikivy izy io
Mety tsara ho an’ireo tia marikivy rehetra
misy Tsatsiou
Sy poulet
ihany koa miaraka aminy, miam miam
Aza misalasala manantona aty amin’ny Mikoja Ampasapito rah te ihinana ary, azonao atao ihany koa ny miantso mivantana ny laharana 032 05 231 15 raha hanao comande.
Livraison possible
#Bookafé #restaurant #saladee

Domoina Ny Avo

Les commentaires sont fermés.