Kéfir de lait Kéfir de fruits Kombucha Satria ireo zavapisotro fermenté ireo dia manankarena PROBIOTIKA natoraly Ny probiotika dia bacteria tsara ilain ny flore intestinal tsika na ny microbiote intestinal. Ny probiotique ihany koa dia manatsara ny asan

Kéfir de lait Kéfir de fruits Kombucha Satria ireo zavapisotro fermenté ireo dia manankarena PROBIOTIKA natoraly Ny probiotika dia bacteria tsara ilain ny flore intestinal tsika na ny microbiote intestinal. Ny probiotique ihany koa dia manatsara ny asan

Kéfir de lait
Kéfir de fruits
Kombucha
Satria ireo zavapisotro fermenté ireo dia manankarena PROBIOTIKA natoraly
Ny probiotika dia bacteria tsara ilain ny flore intestinal tsika na ny microbiote intestinal.
Ny probiotique ihany koa dia manatsara ny asany tsinay ary manampy amin ny fandevonankanina.
Anisany mampiakatra ny hery fiarovana ihany koa satria rehefa voakarakara tsara ny tsinaintsika dia miakatra ny hery fiarovanatsika.
Rehefa tsara ihany koa ny barrière intestinal tsika dia tsy ho lasa any anatiny rà ireo micraoba ratsy.
Ireo zavapisotro ireo dia anisany mandamina ny tahan ny cholesterol sy ny siramamy any anatin ny rà antsika.
Aza adino ny mikarakara ny tsinay fa ao no tena antokin ny fahasalamana
Rehefa salama tsara ny tsinay dia salama ihany koa ny vatana iray manontolo.
Ary afaka misoroka amin ny aretina maro isan karazany .
HEYY
Ataovy tafiditra ao anatin ny sakafo isanandro ireo sakafo manankarena probiotika.
Raha mitady efa vonona ianao
, tsy te hisahirana intsony
Izahay manana efa vonona
Tongava ao amin ny mp
Kéfir / kombucha Tana raha mbola misy fanazavana manitikitika.
Na ihany koa afaka miantso ny laharana 0322146860
Mirary soa ho anareo hatrany
Kéfir / kombucha Tana
Hilalao isika
Tsotra kely
1)Sorato ao anaty commentaire izay tianao ho azo Amin ireo
#kefirdelait
#kefirdelaitchia
#kombucha
#kefirdefruit
2)atao partage ity publications ity
Tsy averina in2 ny commentaire fa 1 isan olona ihany azafady.
Izay olona asianay RÉACTION NY COMMENTAIRENY Amin ny ALAHADY Dia mahazo izay nosoratany tao anaty commentaire.
Alatsinainy no handefasana ny loka satria izay vao misy disponible ireo
Olona 2 no mahazo.
Bonne chance daholo ary

Aina Fanantenana

Les commentaires sont fermés.