Krrrrrrr…………….. Mbola misy crepes ve o? ary biscuits? Afaka mandefa commande biscuits sy/na crepes Kaseiro amin’ity compte ity ihany koa ianareo ankoatry ny Kaseiro Meet, Kaseiro Snack, Kaseiro Meet Officiel Tsy mbola niova ny vidiny: Biscuits m

Krrrrrrr…………….. Mbola misy crepes ve o? ary biscuits? Afaka mandefa commande biscuits sy/na crepes Kaseiro amin’ity compte ity ihany koa ianareo ankoatry ny Kaseiro Meet, Kaseiro Snack, Kaseiro Meet Officiel Tsy mbola niova ny vidiny: Biscuits m

Krrrrrrr……………..
Mbola misy crepes ve o? ary biscuits?
Afaka mandefa commande biscuits sy/na crepes Kaseiro amin’ity compte ity ihany koa ianareo ankoatry ny Kaseiro Meet, Kaseiro Snack, Kaseiro Meet Officiel
Tsy mbola niova ny vidiny:
Biscuits mélange PM: 1800ar
Biscuits mélange MM: 4500ar
Biscuits mélange GM: 8900ar
Biscuits en vrac: mnomboka amin’ny 35000ar ny kg(afaka mi-commande na 500g aza fara-fahakeliny)
Manao livraison izahay manomboka amin’ny 0ar(BEHIRIRIKA-TSIZOTAFO-AMBATOMITSANGANA) ny alatsinainy hatramin’ny zoma amin’ny 9 ora maraina hatramin’ny 3 ora hariva
Azonareo jifaina eny amin’i:

O Bon plan Andranomena (ampitan’i Conte de fees)

Shell Andraharo

Epicerie Malala
Ny #biscuitsfaitsmaison Kaseiro
Ny crêpes kosa:
crêpes PM: na mamy na masira = 3000ar ny iray. Commande minimum=10
crêpes GM: raha mamy izy 4500Ar ny iray, raha masira = 5000ar ny iray. Commande minimum = 5
Alefaso alohan’ny amin’ny 11ora maraina ny commande raha tianao ho azo iny andro iny ny crepes nao. Raha toa kosa tianao ho azo maraina dia mila mandefa commande iray andro mialoha.
Afaka mandeha ao amin’i O Bon Plan ao Andranomena ihany koa anefa ianareo raha te hihinana crepes Kaseiro!
Azonareo antsoina ihany koa anefa izahay: 0382187639/0328369525
Mankasitraka anareo foana amin’ny fanjifana ny vokatra Kaseiro sy ny fanarahana fandaminanana tompoko

Crepes Biscuits

Les commentaires sont fermés.