Letchis marcottage Hazavaiko kely,indray2 misy manontany izahay hoe: »izahay ry reto manana letchis efa ela be fa to tsy mamokatra mihintsy ah » Ny antony voalohany ohatra dia indray2 ilay tany nambolenao azy no tsy nety,tokony mbola misy fangaro(compositio

Letchis marcottage
Hazavaiko kely,indray2 misy manontany izahay hoe: »izahay ry reto manana letchis efa ela be fa to tsy mamokatra mihintsy ah »
Ny antony voalohany ohatra dia indray2 ilay tany nambolenao azy no tsy nety,tokony mbola misy fangaro(composition )hafa natao taminy tamin’ny enao vao namboly azy,izahay moa rehefa manjifa ato aminay dia atoronay tsara ny fomba fambolena azy sy ireo fangaro hafa ilainy
Noho izany anefa dia mbola azo karakaraina foana ilay izy efa lehibe efa amantaonany maro tsy mamokatra iny,misy azo atao foana
mbola ho alefako eto fa somary lava2 ilay izy
Faharoa manaraka izay koa,fanamarihana kely fotsiny raha toa ka voany no nambolenao,izany hoe voana letchis dia tsy mamokatra izany ,na hoe mety hamokatra ihany fa tena amantaonany ela be mihintsy ,no sady ratsy ny vokatra azo avy aminy,tsy de tsara
Izay no antony hoe,tsy maintsy letchis marcottage foana
15.000ar ny zanany
45.000ar ny efa lehibe
Afaka miditra mp na miantso avy hatrany
034 79 787 12
Manao livraison sy mandefa faritra rehetra

Mpivarotra Zanankazo Rehetra

Les commentaires sont fermés.