Manana efa Paty manta vonona izahay ho anao izay tsy manam-potoana.
Pâte feuilletée classique 10000ar/500g : vol au vent, petit pâté,…
Pâte feuilletée levé 11000ar/500g : pain choco,croissant,pain au raisin.
Commande 1 andro mialoha
NB : Raha +2kg ny zavatra vidiana dia manome avance mialoha.