Mbolatsara daolo ô!! Efa manakaiky indray ity ny weekend, fotoana iarahana @ famille sy ny namana, ary fotoana iarahana misakafo ihany koa Koa aza misalasala mandefa ny commande ato aminay fa aterinay any amin’izay misy anareo ny sakafo. Aza adino ihany k

Mbolatsara daolo ô!!
Efa manakaiky indray ity ny weekend, fotoana iarahana @ famille sy ny namana, ary fotoana iarahana misakafo ihany koa
Koa aza misalasala mandefa ny commande ato aminay fa aterinay any amin’izay misy anareo ny sakafo.
Aza adino ihany koa fa 10 000 Ar anie dia efa mahazo pizza matsiro be ato aminay e
Ataovy haingana ary ny commande-nao fa miandry anao izahay
SISTA 034 40 352 85 ou MP

SISTA

Les commentaires sont fermés.