Ny olitra na Asticots Dia tena manan-karena protéines, ka raha Liana amin’ny fiompiana azy ianao dia mandefasa mp mivantana fa afaka mampianatra anao aho
Marihina fa tsy BSF no ataontsika fa olitra azo avy amin’ny lalitra tsotra hitanao andavanandro ireny ihany