Pâte Tortillas 13000ar ny 10pcs (24cm de diamètre ) anaovana tacos
Pate tout usage 14000ar ny kilos ( anaovana pizza,Pao,pain burger )
Pâte feuilleté classique 10000ar ny 500g ( anaovana karazana entrée na tsakitsaky isan-karazany)
Pâte feuilletée levé 11000ar ny 500g (anaovana croissant,sns)
NB : Commande 1 andro mialoha ary ny maraina no fandraisana izany
Tsy misy livraison ny alahady
Contact 033 63 804 77
Frais de livraison miankina amin’ny toerana misy anao