Pizza sans four Ialana tsiny sahady amin’ny fifangaroanteny _________________________________________ 1- Pâte à pizza Alaina ny levure dia saina rano, afangaro tsara, dia avieo asina menaka ary averina afangaro indray. Alaina indray ny lafarinina dia

Pizza sans four
Ialana tsiny sahady amin’ny fifangaroanteny
_________________________________________
1- Pâte à pizza
Alaina ny levure dia saina rano, afangaro tsara, dia avieo asina menaka ary averina afangaro indray.
Alaina indray ny lafarinina dia afangaro miaraka amin’ny sira. Alaina ilay fangaro (levure, menaka sy rano) teo aloha dia afangaro amin’ilay lafarinina.
* « Pétrissez » miaraka amin’ny lafarinina kely ilay pâte dia rehefa élastique tsara ilay texture dia avela hipetraka 01h ilay izy (fonosana lamba raha tsy misy papier film)
2- Préparation de la pizza
Atao boribory mitovy amin’ny hangezan’ny lapoaly ilay pâte.
Atao ambon’ny afo malefaka ary apetraka eo ambonin’ilay pâte ireo ingrédients tinao ampiasaina.
Miandry 30mn dia vita
3- Conseils
Jerena matetika ny ao ambanin’ilay pâte sao may
Saromana tsara ny lapoaly
_________________________________________
Tsy doré ny eo ambonin’ilay pizza satria tsy misy gril fa matsiro fona io
#allbyr #recette #pizzasansfour #facile

Rinasou Rakoutondranaivo

Les commentaires sont fermés.