Raha mahasokatra chakra Inona moa ny atao hoe chakra: Ny chakra Dia karazana roue d’énergie na portail énergétique eo am vatanolombelona, Ivonkery matanjaka be, mirakitra énergie mifandray am DIMENSION hafa…. Samy manana ny asany ireo chakra Ary afak

Raha mahasokatra chakra Inona moa ny atao hoe chakra: Ny chakra Dia karazana roue d’énergie na portail énergétique eo am vatanolombelona, Ivonkery matanjaka be, mirakitra énergie mifandray am DIMENSION hafa…. Samy manana ny asany ireo chakra Ary afak

Raha mahasokatra chakra
Inona moa ny atao hoe chakra:
Ny chakra Dia karazana roue d’énergie na portail énergétique eo am vatanolombelona,
Ivonkery matanjaka be, mirakitra énergie mifandray am DIMENSION hafa….
Samy manana ny asany ireo chakra Ary afaka mitondra pouvoir ho anao ny fisokafany raha hainao ilay teknika fanokafana, mety amin’olondrehetra ny manokatra chakras fa tsy natokana ho an mpanao art martiaux ihany…
Misy taranja art martiaux eto Madagascar, tsy ho tononiko hoe iza, fa rehefa antsoina ireo maître rehetra hanao fivoriambe any Antananarivo Dia tsy omena frai raha mangataka, fa lazaina fotsiny hoe :  » tsy Mila frai zany fa ampiasao ny maha maître anareo, ampiasao ny pouvoir nareo »
Misy FITO karazana eo ny chakras am vatanolombelona, ny chakra fahaenina refa misokatra Dia afaka manana tsindrimandry ,mahita ny lasa sy ho avy ianao,
Misy chakras eo am tenda eo , ka raha voasokatra Io Dia afaka mampanaiky olona izay teneninao ianao, vao misokatra ny vavanao Dia manaiky n’y olona ,
Mbola maro ny pouvoir azo avy aminy toy ny force surnaturel, fa raha te hiditra lalina kokoa Dia idiro ity Lien ity :https://www.facebook.com/100056111303536/posts/675654980981539/?app=fbl

Ao Tsara

Les commentaires sont fermés.