Salama aby e !! Torohevitra folo (10) ho an’izay te hisehatra na efa misehatra amin’ny Agrobusiness . (10 clés pour réussir dans l’Agrobusiness). – Ataovy tena anton’Asa ny sehatr’Asa Fambolena sy Fiompiana fa aza atao ambikambin’Asa fotsiny. – Aza ankini

Salama aby e !! Torohevitra folo (10) ho an’izay te hisehatra na efa misehatra amin’ny Agrobusiness . (10 clés pour réussir dans l’Agrobusiness). – Ataovy tena anton’Asa ny sehatr’Asa Fambolena sy Fiompiana fa aza atao ambikambin’Asa fotsiny. – Aza ankini

Salama aby e
!!
Torohevitra folo (10) ho an’izay te hisehatra na efa misehatra amin’ny Agrobusiness
. (10 clés pour réussir dans l’Agrobusiness).
– Ataovy tena anton’Asa ny sehatr’Asa Fambolena sy Fiompiana fa aza atao ambikambin’Asa fotsiny.
– Aza ankinina amin’ny Fianakavina na namana ny fitantanana ny Fambolenao na ny Fiompianao.
– Mizanòna amina Karazana Fambolena iray na Fiompiana iray, mba hanamora ny fitantananao azy.
– Aza miankindoha na manomboka ny Sehatr’Asanao amin’ny alalan’ny Famatsihambola-mpanjakana.
– Aza manankina ny volanao amin’ny orinasa iray izay mampanantena anao fa hahazo tombony be ianao rehefa afaka telo na enim-bolana.
– Manàna Finoana fa Seha-piarihana tena mahavelona eto Madagasikara ny Fambolena sy Fiompiana.
– Miaingà amin’kely izay ananao ary Manàna fijery Miabo.
– Tokoy Ianao ihany no mividy izay ilainao sy mivarotra ny vokatrao raha ety ampiandohana.
– Tsara raha hainao ny mifehy ny Tolotra sy ny Tinady ho an’ny Vokatrao.
– Tohano sy Jifao ny vokatry ny Faritra misy anao. Tsara raha mifanampy sy Mifanohana foana Isika
Zaraina am-pitiavana be
Jean Fréderic Herinjanahary
Sary nindramina

Jean Fréderic Herinjanahary

Les commentaires sont fermés.