Send message FERME de MADA is feeling hopeful. Betsaka ny antony mety mahatonga ny akoho POULET DE CHAIR mikoaka sy mievona izay tsy fantatsika mazava indraindray hoe fa maninona ary, azo atao tsara nefa ny misoroka izany amin’ny alalan’ny : 1. Fijerena

Send message
FERME de MADA is feeling hopeful.
Betsaka ny antony mety mahatonga ny akoho POULET DE CHAIR mikoaka sy mievona izay tsy fantatsika mazava indraindray hoe fa maninona ary, azo atao tsara nefa ny misoroka izany amin’ny alalan’ny
:
1. Fijerena ny fivoahana sy fidiran’ny rivotra izany hoe mamela ny rivotra hifamezivezy mba hahafahan’ny akoho miaina tsara
2. Ny hafanan’ny trano dia tokony ho voalanjalanja manaraka ny maripana voatondro anaty standard. Tsy azontsika adinoina fa ny akoho dia zava-manan’aina ka ny tsy fampiana ara-oxygène anatin’ny tranony dia mety hanempotra azy.
3. Ny lafika izay efa nentina teto ihany : maina, tsy mamovoka, tsy misy fofona ary madinika (madinika fa tsy vovony akory)
4. Hakitroka (izay tokony ho zakan’ny trano no atao hamelana ny akoho hiaina sy mifamezivezy malalaka)
Ny tsy fahatomombanan’ireo teboka efatra voalaza dia mety hitarika amin’ny fikoafana na fievonan’ny akoho ary miafara amin’ny aretina raha tsy voatandrina
Source : ARBIOCHEM Group
FERME de MADA Midira mp raha te ahazo fichier formation sy technique amin’ny fiompiana poulet de chair amin’ny sarany mirary

Ravaka Andria

Les commentaires sont fermés.