Send message Madis Tsena Gasy TSENA GASY – TSENABE NY VOKATRA MALAGASY Zarainay tsiambaratelo kely ianaoreo androany!.. Inona ny nofinofinay ? Ny hamokarantsika eto antoerana ireo sakafo sy kojakoja ilaina andavanandro ka tsy manafatra afa tsy izay tena t

Send message Madis Tsena Gasy TSENA GASY – TSENABE NY VOKATRA MALAGASY Zarainay tsiambaratelo kely ianaoreo androany!.. Inona ny nofinofinay ? Ny hamokarantsika eto antoerana ireo sakafo sy kojakoja ilaina andavanandro ka tsy manafatra afa tsy izay tena t

Send message
Madis Tsena Gasy
TSENA GASY – TSENABE NY VOKATRA MALAGASY
Zarainay tsiambaratelo kely ianaoreo androany!..
Inona ny nofinofinay ?
Ny hamokarantsika eto antoerana ireo sakafo sy kojakoja ilaina andavanandro ka tsy manafatra afa tsy izay tena tsy vita eto antoerana.
Kanefa, mamokatra amin ny vidiny mirary ary mampiasa ny angovo maintso sy fanodinana ny zava-drehetra (recyclage).
Manana amby ampy sy tahiry ny olona.
Maro ny asa aterak izany nefa dia mila manana fomba fisainana mifanaraka amin izay tanjona izay. Raha mbola misy tsy anasa dia mbola misy seham-piarihana tsy voatrandraka izany.
Mihena ny tsy fandriampahalemana satria miasa ny olona, voky ny olona, faly ny olona.
Afaka misitraka fanabezana sy fampianarana mifanaraka amin ny fiainana ny rehetra ( na ny lehibe aza mila manohy fianarana)
….
Tsy moramora anefa izany, fa soa fa eo ianareo, soa fa eo ianareo mpanjifa, soa fa eo ianareo mpanolotsaina, soa fa eo ianareo mpiara-miasa !….
Raha tsy izao dia oviana? Raha tsy isika dia iza?
Raha mitovy vina aminay ianao dia andao hifanampy, zarao ity ranty ity, entano ny ankohonana!
Ampitomboy manomboka androany ny fanjifana ny vokatra malagasy. Tsy izay vokarinay ihany fa rehefa vokatra malagasy! Satria manome aina izany. Manome AINA ianao!
Vitaintsika izany !….

Sïssì Faly Faly

Les commentaires sont fermés.